Lesona 6 Q2 2026 MPITOLONA AM BAVAKA - DR JEAN JACQUES A.
MPITOLONA AM-BAVAKA Vakiteny ho an’ity Herinandro ity: Dan. 2:20–23; Dan. 6:10, 11; Asan’ny Apostoly 20:36; Gen. 5:22–24; Eks. 33:15–23; Eks. 32:31, 32. Tsianjery: "Izaho tia an'i Jehovah, satria efa nandre Ny feon'ny fifonako Izy. Satria efa nanongilana ny sofiny tamiko Izy, Dia hiantso aho, raha mbola velona koa." (Salamo 116:1, 2). Alaivo sary an-tsaina ange raha toa ianao ka zara raha miresaka amin’ny namanao akaiky indrindra na amin’ny vadinao e. Tsy ho ela dia hikorosy fahana izany fifandraisana izany, ary hisy olana hitranga. Tahaka izany koa, ny vavaka dia ampahany tena ilaina amin’ny fananana fifandraisana akaiky amin’Andriamanitra. Fahazarana ara-panahy lehibe izy io, izay ilaintsika tsirairay ary azontsika ampitomboina. Raha tsy mivavaka matetika sy lalandava isika, dia hirona hiala amin’ny Tompo na ho ela na ho haingana. Ao amin’ny Baiboly, isika dia mianatra momba ny fiainan’ny olona samy hafa izay nivavaka tamin’ny fomba maro samihafa. Afaka mijery ny lasa isika ary mahita topy maso ny fomba nandraisan’ny firaisany amin’Andriamanitra anjara tamin’ny fifandraisany taminy, ny fomba sy ny zavatra azontsika ivavahana koa, ary ny fomba nanovan’ny vavaka nataon’izy ireo ny fiainan’ny hafa. Marina tokoa izany: ny fiainam-pivavahantsika dia tsy misy fiantraikany amintsika ihany fa amin’ny hafa koa. Tahaka ny fandalinana ny Baiboly, ity lohahevitra momba ny vavaka ity dia sady midadasika no manan-danja, ary malalaka lavitra noho izay azo resahina ao anatin’ny tapa-bolana monja. Amin’ity herinandro ity, isika dia hianatra lesona avy amin’ny sasany amin’ireo olona ao amin’ny Baiboly izay nivavaka, ka nampiseho tamintsika ny maha fototry ny vavaka amin’ny fananana fifandraisana mafy orina amin’Andriamanitra. Andao isika hianatra avy amin’ny ohatra nasehon’izy ireo.

LESONA 2 Q3 2026 NY HAFATRY NY HAZO FIJALIANA DR BENOIT RAKOTOVAO

🎼🎧🙏FIDERANA VARIETES EVANGELIQUE 2024(EDITION 09) (Rija Ras.-Messenger Revival-Joseph Daf-Jaws Band)

Lesona 7 Q2 2026 VAVAKA IAINANA DR JEAN JACQUES A

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

Imyuka mibi iragutera iwawe murugo cg aho ukorera? igisubizo ngiki.

FANOMPOAM-PIVAVAHANA HOPEFY RADIO SABATA 27 Jona 2026 ASA 5 and 29-32 PS ERNEST ANDRIAMPARANTSOA

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

LESONA SS FAHA 1 Q3 2026 NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO

Marka 16: 15 - Fanontaniana apetraka rehefa handinika Soratra Masina

13 Lahateny 3 Past RANDRIANIRINA Solofoson Gilbert

LESONA 10 Q2 2026 FIBEBAHANA SY FAMELAN KELOKA DR JEAN JACQUES A

LESONA FAHA 11 REHEFA MITSIMBADIKA NY TOE JAVATRA OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA

LESONA 9 Q2 2026 - NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA

LESONA 3 AVONAVONA NA FANETREN TENA DR BENOIT RAKOTOVAO MP4 OK

God’s Asking You To Trust Him | Steven Furtick

RESTORING THE ORDER 2026 - DAY-5 #dunsinoyekan #worship #intimacy

Marka 16: 15 - Inona no havaly ireo olona milaza fa tsy Andriamanitra i Jesoa Kristy?

Marka 16: 15 - Jesoa no Tomon'ny Fahefana rehetra, koa inona no atahoranao?

