LESONA SS FAHA 1 Q3 2026 NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO

Fampidirana - NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO Hodinihina mandritra ny herinandro: 1 Kor. 1:1, Gal. 1:1, Asa. 17:16-34, 1 Kor. 5:9-11, Asa. 18:4-10, 2 Kor. 2:4. Tsianjery "Ary ny Tompo niteny tamin'i Paoly tamin'ny fahitana nony alina ka nanao hoe: Aza matahotra, fa mitenena ihany, ka aza mangina; fa Izaho momba anao, ary tsy hisy olona hihazona anao hanisy ratsy anao; fa manana olona maro amin'ity tanana ity Aho." -Asa. 18:9,10. Filazan'ilay misionera anglisy malaza antsoina hoe William Carey ny hoe: ny manamboatra kiraro no asa fivelomako, kanefa ny tena asany dia ny mamabo fanahy. Toy izany koa i Paoly, ny manao lay no fivelomany (Asa. 18:1-3), nefa ny tena asany, mazava loatra, dia ny mamabo ny olona ho an'i Kristy. Hojerentsika vetivety amin'ity herinandro ity ny asa fano mpoana nataon' i Paoly tao amin'ny fiangonana tany Korinto. Feno olana io fiangonana io, araka ny ho hitantsika, ary maro amin'izany no mitovy amin'izay atrehin'ny fiangonantsika ankehitriny, efa ho roa arivo taona aty aoriana. Eny tokoa, na iza na iza no efa ela tao anatin'ny fivavahana kristianina, na efa nandray anjara tamin'ny asan'ny fiangonana, dia afaka mametraka fanontaniana hoe: Efa nahita vondrona kristianina ve ianao, izay tsy manana olana mihitsy? Mazava loatra ny valiny. Niatrika olana maro i Paoly tao Korinto, saingy ny hafatra momba ny hazo fijaliana no nentiny niatrika izany (1 Kôr. 2:2). Ny fandraisana amim-pahatokiana izany hafatra izany koa no fomba tokony hiatrehantsika ireo olantsika ankehitriny. Araka ny ho hitantsika amin'ity herinandro ity sy mandritra ity telovolana ity, dia azo ampiharina tsara amin'ny fiainantsika koa ny hafatry ny 1 sy 2 Korintiana.

LESONA FAHA 11 REHEFA MITSIMBADIKA NY TOE JAVATRA OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA
▶︎

LESONA FAHA 11 REHEFA MITSIMBADIKA NY TOE JAVATRA OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA

LESONA 10 Q2 2026 FIBEBAHANA SY FAMELAN KELOKA DR JEAN JACQUES A
▶︎

LESONA 10 Q2 2026 FIBEBAHANA SY FAMELAN KELOKA DR JEAN JACQUES A

Alahady 28 jona 2026
▶︎

Alahady 28 jona 2026

ASMR Best Triggers For Sleep Collection (No Talking) 3 Hours of Tapping & Scratching
▶︎

ASMR Best Triggers For Sleep Collection (No Talking) 3 Hours of Tapping & Scratching

🎼🎧🙏FIDERANA VARIETES EVANGELIQUE 2025(EDITION 11) (Rija Ras-Revival-TDL-Shine -NyAvo-Henika-PépéShN)
▶︎

🎼🎧🙏FIDERANA VARIETES EVANGELIQUE 2025(EDITION 11) (Rija Ras-Revival-TDL-Shine -NyAvo-Henika-PépéShN)

Laurent Rakotomamonjy et le groupe Ny Mino
▶︎

Laurent Rakotomamonjy et le groupe Ny Mino

Tantara Malagasy - IANAO NO ANJARAKO -(Tantara lava ny ONJAM-PEO ) ARAHO NY PEJY👍❤
▶︎

Tantara Malagasy - IANAO NO ANJARAKO -(Tantara lava ny ONJAM-PEO ) ARAHO NY PEJY👍❤

This Tiny Island Has More Mormons Than Utah — Here's Why
▶︎

This Tiny Island Has More Mormons Than Utah — Here's Why

FANOMPOAM-PIVAVAHANA HOPEFY RADIO SABATA 27 Jona 2026 ASA 5 and 29-32 PS ERNEST ANDRIAMPARANTSOA
▶︎

FANOMPOAM-PIVAVAHANA HOPEFY RADIO SABATA 27 Jona 2026 ASA 5 and 29-32 PS ERNEST ANDRIAMPARANTSOA

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"
▶︎

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

MESSAGE TO THE TRANSITION GOVERNMENT: STOP THE PERSECUTION OF ANDRY RAJOELINA...
▶︎

MESSAGE TO THE TRANSITION GOVERNMENT: STOP THE PERSECUTION OF ANDRY RAJOELINA...

Lesona 5 Q2 2026 NY FOMBA FANDALINANA NY BAIBOLY   DR BENOIT RAKOTOVAO
▶︎

Lesona 5 Q2 2026 NY FOMBA FANDALINANA NY BAIBOLY DR BENOIT RAKOTOVAO

LESONA SS FAHA 13 Q2 2026 NY MANDRAKIZAY DR BENOIT RAKOTOVAO
▶︎

LESONA SS FAHA 13 Q2 2026 NY MANDRAKIZAY DR BENOIT RAKOTOVAO

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS
▶︎

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

Tantara malagasy -HO TSINIKO VE (Tantara  ny ACEEM Radio) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕
▶︎

Tantara malagasy -HO TSINIKO VE (Tantara ny ACEEM Radio) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Fanompoam-pivavahana - Hopefy Radio Sabata 23 Mai Asa 5,12-16 P Ernest Andriamparantsoa
▶︎

Fanompoam-pivavahana - Hopefy Radio Sabata 23 Mai Asa 5,12-16 P Ernest Andriamparantsoa

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
▶︎

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Lio. 22: 24 - 34)
▶︎

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Lio. 22: 24 - 34)

The Words of Christ
▶︎

The Words of Christ

LESONA 12 Q2 2026 TORIO IZY DR JEAN JACQUES A.
▶︎

LESONA 12 Q2 2026 TORIO IZY DR JEAN JACQUES A.