LESONA FAHA 11 REHEFA MITSIMBADIKA NY TOE JAVATRA OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA

REHEFA MITSIMBADIKA NY TOE-JAVATRA - OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA - Fampidirana Hodinihina mandritra ny herinandro: Mar. 4:35-41; Mar. 5:21-34; Rom. 5:3-5; Joba 19:23-27; Joba 23:8-12; Lio. 24:13-27; Rom. 8:18,28. Tsianjery: "Ary tsy izany ihany, fa aoka isika hita amin'ny fahoriana aza, satria fantatsika fa ny fahoriana mahatonga faharetana; ary ny faharetana mahatonga fahatsaram-panahy voazaha toetra; ary ny fahatsaram-panahy voazaha toetra mahatonga fanantenana; ary ny fanantenana dia tsy mampahamenatra, satria ny Fanahy Masina, Izay nomena antsika, no nentiny nampidina ny fillavan'Andriamanitra ho ao am-pontsika." - Rom. 5:3-5 Indray takariva, raha nidina teny amin'ny faravodilanitra ny masoandro, dia nisy tovovavy iray nandeha nody; nisy tafio-drivotra mafy taminizay. Nanafaingana ny diany day tovovavy, satria fantany fa mbola lavitra ny lalana. Nisy piti-drano kely iray nilatsaka teo amin'ny takolany, avy eo nisy iray hafa, ary tsy ela akory dia kotsan'ny orana izy. Nanomboka nihazakazaka izy mandra-pahatonga teo am-baravaran'ny trano fonenany ka nanokatra izany. Nihazakazaka nitsena azy ny rainy izay nahatazana azy avy teo am-baravarankely. Rehefa nanafy azy bodofotsy ny rainy dia nanontany azy hoe: "Hitako ianao nandeha tamin'ny orana. Nahoana ianao no nijanona sady niandrandra sy nitsiky isaky ny nisy tselatra be teny amin'ny lanitra?" "Hay ve e! Nijanona mba hiandrandra aho," hoy ilay tovovavy, "satria naka sary ahy Andriamanitra! Inona no fihetsika ataontsika rehefa misy tafio-drivotra eo amin'ny fiainana, na rehefa misy toe-java-tsarotra eo amin'ny fifandraisantsika amin'Andriamanitra? Mitanondrika ve isika rehefa milatsaka eo an-damosintsika ny orana sa miandrandra kosa, satria fantatsika ary itokiantsika fa eo Andriamanitra raha mitodika Aminy isika? Mandritra ity herinandro ity, dia hodinihintsika ny fihetsika ataontsika matetika rehefa sarotra ny fiainana. Hojerentsika ny fomba ahafahana mampiasa ireo sakantsakana eo amin'ny fiainana mba hanamafisana, fa tsy handemena, ny fifandraisana tena manan-danja indrindra ho antsika.

LESONA 4 q3 2026 FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA DR BENOIT RAKOTOVAO
▶︎

LESONA 4 q3 2026 FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA DR BENOIT RAKOTOVAO

Tantara Malagasy - VALISOA NOMENA RINA - (Tantara lava ny  Radio Don Bosco ) ARAHO NY PEJY👍❤
▶︎

Tantara Malagasy - VALISOA NOMENA RINA - (Tantara lava ny Radio Don Bosco ) ARAHO NY PEJY👍❤

DJ ANTONOV - Agree with God or a thing or two about luxury
▶︎

DJ ANTONOV - Agree with God or a thing or two about luxury

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
▶︎

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

LESONA SS FAHA 5 Q3 2026 HO VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY DR  JEAN JACQUES A
▶︎

LESONA SS FAHA 5 Q3 2026 HO VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY DR JEAN JACQUES A

FFPM 479 – Jeso no anjarasoa Zafindraony - SAFIF
▶︎

FFPM 479 – Jeso no anjarasoa Zafindraony - SAFIF

Tibetan Healing Sounds  for Mind, Body & Soul | Relaxation, Sleep & Inner Peace
▶︎

Tibetan Healing Sounds for Mind, Body & Soul | Relaxation, Sleep & Inner Peace

سورة البقرة كاملة, رقية للبيت, وعلاج للسحر | القارئ علاء عقل - Surah Al Baqarah
▶︎

سورة البقرة كاملة, رقية للبيت, وعلاج للسحر | القارئ علاء عقل - Surah Al Baqarah

FANDAHARANA 2 TSILO HOPEFY RADIO
▶︎

FANDAHARANA 2 TSILO HOPEFY RADIO

"02 Jolay" - TANTARA RDB RADIO DON BOSCO
▶︎

"02 Jolay" - TANTARA RDB RADIO DON BOSCO

RESTORE YOUR PRAYER ALTAR BEFORE IT'S TOO LATE | Apostle Joshua Selman. #apostlejoshuaselman
▶︎

RESTORE YOUR PRAYER ALTAR BEFORE IT'S TOO LATE | Apostle Joshua Selman. #apostlejoshuaselman

LESONA 9 Q2 2026 - NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA
▶︎

LESONA 9 Q2 2026 - NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA

LESONA 10 Q2 2026 FIBEBAHANA SY FAMELAN KELOKA DR JEAN JACQUES A
▶︎

LESONA 10 Q2 2026 FIBEBAHANA SY FAMELAN KELOKA DR JEAN JACQUES A

LESONA 2 Q3 2026 NY HAFATRY NY HAZO FIJALIANA DR BENOIT RAKOTOVAO
▶︎

LESONA 2 Q3 2026 NY HAFATRY NY HAZO FIJALIANA DR BENOIT RAKOTOVAO

Tsy Resy Tsy Miady _ ANICET (Onetec) Worship and Gospel song
▶︎

Tsy Resy Tsy Miady _ ANICET (Onetec) Worship and Gospel song

Fanompoam-pivavahana - Hopefy Radio Sabata 18 Juillet 2026 Asa 6  Pasteur Ernest Andriamparantsoa
▶︎

Fanompoam-pivavahana - Hopefy Radio Sabata 18 Juillet 2026 Asa 6 Pasteur Ernest Andriamparantsoa

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
▶︎

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

The Most Powerful Manifestation Technique ... It Works So Fast It's Scary.
▶︎

The Most Powerful Manifestation Technique ... It Works So Fast It's Scary.

HAVOTAFO DU 26 JUILLET 2026 BY KOLO TV
▶︎

HAVOTAFO DU 26 JUILLET 2026 BY KOLO TV

TRANO MAIZIN'NY FANAHY PART 3 - MALOTO FO/ Apostoly Andreas
▶︎

TRANO MAIZIN'NY FANAHY PART 3 - MALOTO FO/ Apostoly Andreas