Lesona 7 Q2 2026 VAVAKA IAINANA DR JEAN JACQUES A

VAVAKA IAINANA - Fampidirana. Hodinihana mandritra ny herinandro: 1 Mpanj. 19:1-18; Mat. 6:5-8; Lb. 11:2-4; Mat. 6:5-15; Dan. 9:4-19; Rom. 8:26,27. Tsianjery: "Matokia Azy mandrakariva ianareo, ry olona; loary eo anatrehany ny fonareo; Andriamanitra no aro ho antsika." - Sal. 62:8 Toy ny ahoana ny fiainam-bavakao? Impiry mivavaka ianao? Manao ahoana ny hafanam-ponao amin'ny fivavahana? Manao ahoana ny fiandrandranao valim-bavaka? Mivavaka isan'andro ve ianao sa rehefa misy mahaporitra ihany? Mangata-javatra mandrakariva ve ianao rehefa mivavaka sa midera an'Andriamanitra ihany koa ao anatin'izany? Moa ve ianao mivavaka alohan'ny hisakafo maraina ary koa ao anatin'ny tontolo andro anenjehan-draharaha betsaka? Mety efa namonjy vondrom-bavaka tsy tapaka angamba ianao na koa efa nanandrana ny mivavaka tsy miato. Efa niainanao ve ny fanandraman'ny herin'Andriamanitra sy ny fanatrehany tamininy alalan'ny vavaka, izay manova ny zavatra rehetra eo amin'ny fiainanao? Fifandraisana tsy tapaka eo amintsika (sampany) sy i Jesôsy (Voaloboka) ny vavaka. "Raha tiantsika ny hitombo sy hiroborobo, dia tsy maintsy mandray tsiron-kazo sy famelomana avy amin'ilay Voaloboka velona isika, satria raha misaraka amin'ilay tena Voaloboka isika dia tsy manan-kery." - EGW, Early Writings, t. 73. Izany no fitahiana avy amin'ny fivavahana tsy tapaka. Mandre antsika Andriamanitra, ary mamaly amin'ny fotoany sy ny fombany tsara indrindra mandrakariva Izy, na dia tsy araka izay mety andrandraintsika aza izany. Amin'ity herinandro ity, andeha hianarantsika ny momba ireo olona vitsivitsy mivavaka ao amin'ny Baiboly; hodinihintsika amin'izany ny fomba tsotra azo ampiharina mba hanamafisana ny vavaka eo amin'ny fiainantsika andavanandro

RESTORING THE ORDER JULY 2026 - DAY 6 #dunsinoyekan #worship #intimacy
▶︎

RESTORING THE ORDER JULY 2026 - DAY 6 #dunsinoyekan #worship #intimacy

LESONA SS FAHA 5 Q3 2026 HO VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY DR  JEAN JACQUES A
▶︎

LESONA SS FAHA 5 Q3 2026 HO VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY DR JEAN JACQUES A

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"
▶︎

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

Номлол #80: Хэрэв та чин сэтгэлээсээ итгэж байгаа бол болно.
▶︎

Номлол #80: Хэрэв та чин сэтгэлээсээ итгэж байгаа бол болно.

Lesona 5 Q1 2026 mp4 Dr Jean Jacques Andriamparany   Mamiratra toy ny fahazavana anatin'ny aizina
▶︎

Lesona 5 Q1 2026 mp4 Dr Jean Jacques Andriamparany Mamiratra toy ny fahazavana anatin'ny aizina

RESTORE YOUR PRAYER ALTAR BEFORE IT'S TOO LATE | Apostle Joshua Selman. #apostlejoshuaselman
▶︎

RESTORE YOUR PRAYER ALTAR BEFORE IT'S TOO LATE | Apostle Joshua Selman. #apostlejoshuaselman

HAVOTAFO DU 26 JUILLET 2026 BY KOLO TV
▶︎

HAVOTAFO DU 26 JUILLET 2026 BY KOLO TV

Heals You While You Sleep (No Ads) • Relieves Stress • Increases Deep Sleep
▶︎

Heals You While You Sleep (No Ads) • Relieves Stress • Increases Deep Sleep

SIMON ONYURO-STUDENT PASTOR //PARENTS SEPARATION //PAINFULL LESSONS//VICTORY AT LAST
▶︎

SIMON ONYURO-STUDENT PASTOR //PARENTS SEPARATION //PAINFULL LESSONS//VICTORY AT LAST

WORSHIP IN THE HEAVY GLORY OF THE LORD
▶︎

WORSHIP IN THE HEAVY GLORY OF THE LORD

Lesona 8 Q2 2026 MANANA FINOANA   DR BENOIT RAKOTOVAO
▶︎

Lesona 8 Q2 2026 MANANA FINOANA DR BENOIT RAKOTOVAO

God Says:"CONGRATS! I HAVE VERY GOOD NEWS JUST FOR YOU..."/God Message Now/God Message
▶︎

God Says:"CONGRATS! I HAVE VERY GOOD NEWS JUST FOR YOU..."/God Message Now/God Message

LESONA 10 Q2 2026 FIBEBAHANA SY FAMELAN KELOKA DR JEAN JACQUES A
▶︎

LESONA 10 Q2 2026 FIBEBAHANA SY FAMELAN KELOKA DR JEAN JACQUES A

LESONA 4 q3 2026 FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA DR BENOIT RAKOTOVAO
▶︎

LESONA 4 q3 2026 FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA DR BENOIT RAKOTOVAO

Marka 16: 15 - Tsy maintsy hainao ireto tantara ireto vao hainao ny mamaky ny Testamenta Taloha
▶︎

Marka 16: 15 - Tsy maintsy hainao ireto tantara ireto vao hainao ny mamaky ny Testamenta Taloha

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
▶︎

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Fanompoam-pivavahana - Hopefy Radio sABATA 13 jUIN 2026 ASA 5:17-29 Past Ernest A.
▶︎

Fanompoam-pivavahana - Hopefy Radio sABATA 13 jUIN 2026 ASA 5:17-29 Past Ernest A.

FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY 19 JOLAY 2026 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
▶︎

FANOMPOAM-PIVAVAHANA ALAHADY 19 JOLAY 2026 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

LESONA 9 Q2 2026 - NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA
▶︎

LESONA 9 Q2 2026 - NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA

Madagascar et ses trésors naturels - Échappées belles
▶︎

Madagascar et ses trésors naturels - Échappées belles