LESONA 2 Q3 2026 NY HAFATRY NY HAZO FIJALIANA DR BENOIT RAKOTOVAO
NY HAFATRY NY HAZO FIJALIANA Vakiteny hianarana amin'ity herinandro ity 1 Kor. 1:17–31, Kol. 1:20, 1 Pet. 2:24, Asa 13:16–47, 1 Kor. 2:1–5. Tsianjery: “Fa ny teny ny amin’ny hazofijaliana dia fahadalana amin’izay ho very, fa herin’Andriamanitra kosa amintsika izay hovonjena” (1 Korintiana 1:18). Cicero, mpanoratra sady mpandravaka teny romanina jentilisa, dia nilaza tamin’ny vahoaka romanina mba tsy hisaina akory ny amin’ny hazofijaliana, satria tena nahatsiravina loatra izany fomba fahafatesana izany. Na dia maty antsasaka taonjato teo ho eo nialohan'ny nahaterahan'i Jesosy aza i Cicero, ny teniny dia mampiseho ny tsinontsinona sy ny fanesoana nentin’ny Romanina nanamavoana ny hazofijaliana. Tena ratsy loatra izany ka tsy tokony hoeritreretina akory. Etsy an-daniny kosa, nanoratra i Paoly hoe: “Ny teny ny amin’ny hazofijaliana... dia herin’Andriamanitra” (1 Kor. 1:18). Ho an’i Paoly, ny Hazofijaliana no fitaovana nampihavanana an’Andriamanitra sy ny olombelona (Ef. 2:16, Kol. 1:20), sary famantarana farany ambony indrindra amin’ny fanetren-tenan’i Jesosy (Fil. 2:8), ary ny toerana nandoavana ny tondro-molotra na ny tondro-bola mavesatra nianjady tamintsika (Kol. 2:14). Ny Hazofijaliana no navalin’i Paoly manoloana ny olana tao Korinto. Tsy mila mandeha lavitra ianao ao amin’ny 1 Korintiana vao mahatsapa fa manahy mafy izy ny amin’ny olana lehibe iray: ny fisarahana sy ny fisaratsarahana ao am-piangonana. Tena sahirana saina mafy i Paoly ka raha vao tapitra ny fiarahabana (1 Kor. 1:1–3) sy ny fizarana fisaorana (1 Kor. 1:4–9), dia ity avy hatrany no lohahevitra voalohany noraisiny (1 Kor. 1:10–17). Amin’ity herinandro ity, hifantoka amin’ny hafatry ny Hazofijaliana izay feno hery isika, ho valin’izany olana izany sy ireo olana hafa tao Korinto.

LESONA SS FAHA 1 Q3 2026 NY ASA FANOMPOAN'I PAOLY TAO KORINTO

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

Le message du troisième ange ! | Dr. Conrad Vine

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

DON DRESAKA JULY 5, 2026 BY TV PLUS MADAGASCAR

Célébration des 125 ans de la loi 1901 - La France qui (se) bat

HAVOTAFO DU 05 JUILLET 2026 BY KOLO TV

TSILO FANDAHARANA SAVA RANON'ANDO

6EME CRIS DE MINUIT - VENDREDI 05 JUIN 2026 - EGLISE DE DIEU SANCTIFIEE HAITI

LESONA 3 AVONAVONA NA FANETREN TENA DR BENOIT RAKOTOVAO MP4 OK

🔴God’s Chosen Ones, You Survived a Humiliation Ritual — and Your Discernment Saved Your Life!

Lesona 6 Q2 2026 MPITOLONA AM BAVAKA - DR JEAN JACQUES A.

Lesona 7 Q2 2026 VAVAKA IAINANA DR JEAN JACQUES A

Fanompoam-pivavahana Sabata 02 Mai 2026 HOPEFY RADIO Asan'ny apostoly 5, 1-11 Pasteur Ernest Andr...

ANKITSIMPO JULY 3, 2026 BY KOLO TV

LESONA FAHA 11 REHEFA MITSIMBADIKA NY TOE JAVATRA OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA

God Says:"DON’T MISS THE SIGN I’M SENDING YOU TONIGHT"/God Message Now/God Message

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Jos. 1: 12 - 18)

Santo Rosário | Sexta-feira | 04:00 | 03/07/2026 | Live Ao vivo

