LESONA SS FAHA 3 Q3 2026 IRAY AO AMIN'I KRISTY DR JEAN JACQUES A
IRAY AO AMIN'I KRISTY Hodinihina mandritra ny herinandro: 1 Kor. 1:12-17, Rôm. 1:29, 1 Kor. 1:10, 1 Kor. 3:1-4, Fil. 2:5-8, 2 Kor.11:23-28, Kol. 1:24. Tsianjery "Ary mananatra anareo aho, ry rahalahy, amin'ny anaran'i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hiray teny hianareo rehetra, ka tsy hisy fisarahana eo aminareo, fa mba ho tafakambana tsara hianareo hiray saina sy hevitra." 1 Kor. 1:10. Ireo izay mandinika ny zavaboary dia mahafantatra fa misy ireo biby izay miara-miaina ao anaty andiany. Na ny amboadia, na ny feso, ary na dia ny vitsika aza, dia mivondrona fa tsy mba misaratsaraka. Ny fifandraisan'izy ireo akaiky ao anatin'ny fiarahamoniny no mampahalaza ny rajako, ka mazána misy rajako 15 ka hatramin'ny 150 no miara-miaina ao anatin'ny vondrona. Nefa tsy voatery ho milamina mandrakariva ny fifandraisan'izy ireo, ary misy fifandirana aza indraindray. Somary mitovy amin'izany ny olombelona; izany hoe, hoe, sady mirona ho amin'ny fiainana anaty vondrona izy ireo, nefa indraindray koa dia mifanditra ao anatin'ny vondrona misy azy. Zava-misy izany na dia ao am-piangonantsika aza! Dia mipoitra ny fisaratsarahana, matetika no mivondrona manodidina ny mpitarika iray mahasarika azy ny olona. Ary ny ratsy kokoa dia ity, tsy mifandray tsara amin'ny hafa ilay vondrona kely niforona. Tsy efa nahita izany ve ianao tao am-piangonanao? Raha eny, dia azonao an-tsaina ny olana natrehin'i Paoly tany Korinto. Handinika ny 1 Kor. 1-4 isika amin'ity herinandro ity, izay iresahan'ny apostoly Paoly ny momba ny olan'ny fifandirana ao am-piangonana sy ny fomba handresena izany, dia amin'ny alalan'ny firaisana ao amin'i Kristy.

LESONA 10 Q2 2026 FIBEBAHANA SY FAMELAN KELOKA DR JEAN JACQUES A

Marka 16: 15 - Fanamboarana fasana: izay mety sy tsy mety atao ho an'ny Kristiana

Lesona 7 Q2 2026 VAVAKA IAINANA DR JEAN JACQUES A

MATTHIEU 6:6

FANABEAZANA SY NY TEKNOLOJIA (Camille RAFALIMANANA)

Tsy Resy Tsy Miady _ ANICET (Onetec) Worship and Gospel song

Lavwadlamerik 23 Juillet 2026 Gran Dosye Cho Sou Ayiti Ak Ozetazini Jodia ICE Kòmanse MAre Ayisyen

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

LESONA 2 Q3 2026 NY HAFATRY NY HAZO FIJALIANA DR BENOIT RAKOTOVAO

Avotra ihany (Tantara An'onjam-peo) Tantara Malagasy

TORITENY ALAHADY 12 JOLAY 2026 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

LESONA FAHA 11 REHEFA MITSIMBADIKA NY TOE JAVATRA OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA

LESONA 9 Q2 2026 - NY FAHOTANA, NY FILAZANTSARA ARY NY LALANA

Tantara Malagasy - SITRANY AHAY | Tantaran'ny ACEEM Radio

MOFONAINA 28 FEBROARY 2025 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

Happy old age of an elderly couple far from civilization. Apricot season

LESONA 12 Q2 2026 TORIO IZY DR JEAN JACQUES A.

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Mat. 5: 1-11)

