LESONA SS FAHA 5 Q3 2026 HO VONINAHITR'ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY DR JEAN JACQUES A

HO VONINAHITR' ANDRIAMANITRA IZANY REHETRA IZANY Hodinihina mandritra ny herinandro: 1 Kor. 8; Asa. 15:20; 1 Kor. 9:1-6; 1 Kor. 10:5-22; Deo. 6:4, 5; Mar. 12:28-31. Tsianjery "Koa amin'izany, na mihinana na misotro hianareo, na inona na inona ataonareo, dia ataovy ho voninahitr Andriamanitra izany rehetra izany." - 1 Kor. 10:31. Iaranana ao amin'ny 1 Kor. 8-10 ny lohahevitra momba ny fitondrantena amin'ny maha-lahy sy maha-vavy (ao amin'ny toko faha-5-6), ary aseho ao koa ny namalian'i Paoly ireo fanontaniana manokana nosoratan'ny Korintianina (1 Kor. 7:1). Ireo valin-teny ireo no mibahana ao amin'ny tohin'ny 1 Kor. manontolo. Ny 1 Kor. 7, izay miendrika tetezamita, dia ahitana fa lohahevitra mifandray ny fahalotoam-pitondrantena (toko faha-5-7) sy ny fanompoan-tsampy (toko faha-8-10). Raha ny marina, matetika izy ireo no miara-tononina ao amin'ny TV (jereo ny Asa. 15:20,29; Asa. 21:25; 1 Kor. 6:9; Efes. 5:5; Köl. 3:5; Apôk. 21:8; Apôk. 22:15). Raha jerena ankapobeny dia ny olan'ny fijangajangana no resahin'i Paoly ao amin'ny 1 Kor. 5-7, ary ny momba ny fanompoan-tsampy kosa no tena mampanahy azy ao amin'ny 1 Kor. 8-10. Ambarany tsy maintsy mandositra ireo roa ireo ny Kristianina (1 Kor. 6:18, 1 Kor. 10:14). Hitantsika tamin'ny herinandro lasa fa afaka mandositra ny fijangajangana ny olona iray raha ataony tempolin'ny Fanahy Masina ny tenany (1 Kor. 6:19,20). Amin'ity herinandro ity kosa, ho hitantsika fa afaka mandositra ny fanompoan-tsampy isika rehefa ataontsika «ho voninahitr Andriamanitra» ny zavatra rehetra 1 Kor. 10:31.

LESONA 4 q3 2026 FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA DR BENOIT RAKOTOVAO
▶︎

LESONA 4 q3 2026 FAHOTANA TAO AMIN'NY FIANGONANA DR BENOIT RAKOTOVAO

Fanompoam-pivavahana - Hopefy Radio Sabata 18 Juillet 2026 Asa 6  Pasteur Ernest Andriamparantsoa
▶︎

Fanompoam-pivavahana - Hopefy Radio Sabata 18 Juillet 2026 Asa 6 Pasteur Ernest Andriamparantsoa

Lesona 7 Q2 2026 VAVAKA IAINANA   DR JEAN JACQUES A
▶︎

Lesona 7 Q2 2026 VAVAKA IAINANA DR JEAN JACQUES A

LESONA FAHA 11 REHEFA MITSIMBADIKA NY TOE JAVATRA OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA
▶︎

LESONA FAHA 11 REHEFA MITSIMBADIKA NY TOE JAVATRA OLANA SY FAHAVOAZANA MARO SAMIHAFA

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
▶︎

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"
▶︎

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

LESONA SS FAHA 3 Q3 2026 IRAY AO AMIN'I KRISTY DR JEAN JACQUES A
▶︎

LESONA SS FAHA 3 Q3 2026 IRAY AO AMIN'I KRISTY DR JEAN JACQUES A

777 Portal ✨ Manifest Miracles, Abundance & Divine Alignment - Meditation Music
▶︎

777 Portal ✨ Manifest Miracles, Abundance & Divine Alignment - Meditation Music

Joe Kent: Iran-Falle, US-Bodeninvasion & israelische Täuschung
▶︎

Joe Kent: Iran-Falle, US-Bodeninvasion & israelische Täuschung

FIUL MILIONARULUI S A NĂSCUT SURD — PÂNĂ CÂND ANGAJATA A FĂCUT CEVA CARE I A LĂSAT PE TOȚI ÎN ȘOC
▶︎

FIUL MILIONARULUI S A NĂSCUT SURD — PÂNĂ CÂND ANGAJATA A FĂCUT CEVA CARE I A LĂSAT PE TOȚI ÎN ȘOC

LESONA 2 Q3 2026 NY HAFATRY NY HAZO FIJALIANA DR BENOIT RAKOTOVAO
▶︎

LESONA 2 Q3 2026 NY HAFATRY NY HAZO FIJALIANA DR BENOIT RAKOTOVAO

FANOMPOAM-PIVAVAHANA HOPEFY RADIO SABATA 27 Jona 2026 ASA 5 and 29-32 PS ERNEST ANDRIAMPARANTSOA
▶︎

FANOMPOAM-PIVAVAHANA HOPEFY RADIO SABATA 27 Jona 2026 ASA 5 and 29-32 PS ERNEST ANDRIAMPARANTSOA

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
▶︎

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

RESTORE YOUR PRAYER ALTAR BEFORE IT'S TOO LATE | Apostle Joshua Selman. #apostlejoshuaselman
▶︎

RESTORE YOUR PRAYER ALTAR BEFORE IT'S TOO LATE | Apostle Joshua Selman. #apostlejoshuaselman

LESONA 10 Q2 2026 FIBEBAHANA SY FAMELAN KELOKA DR JEAN JACQUES A
▶︎

LESONA 10 Q2 2026 FIBEBAHANA SY FAMELAN KELOKA DR JEAN JACQUES A

MORNING PRAYER TO RENEW YOUR FAITH, HOPE, AND GIVE THANKS TO GOD EACH MORNING
▶︎

MORNING PRAYER TO RENEW YOUR FAITH, HOPE, AND GIVE THANKS TO GOD EACH MORNING

FANDAHARANA 2 TSILO HOPEFY RADIO
▶︎

FANDAHARANA 2 TSILO HOPEFY RADIO

How to Restore a Broken Relationship
▶︎

How to Restore a Broken Relationship

SAMBORY sy VONOY : NDAO HIARAKA HIADY @ CRIMES ÉCONOMIQUES ATAON'IRETO ORIN'ASA AXIAN sy JOVENA ...
▶︎

SAMBORY sy VONOY : NDAO HIARAKA HIADY @ CRIMES ÉCONOMIQUES ATAON'IRETO ORIN'ASA AXIAN sy JOVENA ...

AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment  (Emmision 18)
▶︎

AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment (Emmision 18)