FA TSY HOE Mgr Jean Paul RANDRIAMANANA/Ankalazao Ny Tompo
👉👉   • ASIO VONINKAZO NY LAPAN' I MARIA  FA TSY HOE Fa tsy hoe haita ny rano fisotro, Higoka ny mamy ho anao samirery, Tsy izay no manosika antsika isan’andro, Fa raha izay e, fitiavan-tena. Tsy hoe manantena ny takalom-patsa, Tsy hoe sasa-miandry ny aterok’ alao, Tsy izay no mangaika ny hitiavana ny olona, Fa raha izay e, fitian-tena. Jesoa Kristy Tompotsika ô ! Raha niahaona tamin’ ilay Samaritanina, Izy andriamanitra nanaka-dresaka, Resaka hatrany amin’ ny ati-fanahy. Dia tonga hanazava ny fo sy ny saina ô, Hangetaheta ny fiainan’ ny Tompo, Teraka teo ny fanantenana, Hangetaheta ny fiainan’ ny Tompo ô Jesoa Kristy Tompotsika ô ! Ankehitriny Izy mitady anao, Izy no tonga mitafa aminao, Resaka tsotra ilazany hoe, Raha fantatrao manko ny fanomezan’ Andriamanitra, Raha fantatrao ô, Dia ianao no hangetaheta, Hangetahheta ny fiainan’ ny Tompo ô, Jesoa Kristy Tompotsika ô ! Dia fanomezan’ Andriamanintsika Jesoa Kristy Tompotsika ô ! Fiainantsika Izy e. Fa tsy hoe hitsipaka ny ara-panahy, Hanidy ny fo tsy hidiran’ ny Tompo, Tsy izay no mampiadana antsika olombelona, Fa ra izay e, kimpantsona foana. Tsy toin’ ny sakamalao sy avozo, Tsy hoe sasanangy mandrirotra hoazy, Tsy izay Izy Tompo sy ny fiainantsika, Fa ra izay e, kimpantsona foana. Jesoa Kristy Tompotsika ô ! Raha niahaona tamin’ ilay Samaritanina, Izy Andriamanitra nanaka-dresaka, Resaka hatrany amin’ ny ati-fanahy. Dia tonga hanazava ny fo sy ny saina ô, Hangetaheta ny fiainan’ ny Tompo, Teraka teo ny fanantenana, Hangetaheta ny fiainan’ ny Tompo ô Jesoa Kristy Tompotsika ô ! Ankehitriny Izy mitady anao, Izy no tonga mitafa aminao, Resaka tsotra ilazany hoe, Raha fantatrao manko ny fanomezan’ Andriamanitra, Raha fantatrao ô, Dia ianao no hangetaheta, Hangetahheta ny fiainan’ ny Tompo ô, Jesoa Kristy Tompotsika ô ! Dia fanomezan’ Andriamanintsika Jesoa Kristy Tompotsika ô ! Fiainantsika Izy e.

MITOERA ETO AMIKO RY JESOA BE FITIAVANA / CHORALE ANTSAN' NY TRINITE MASINA

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

FINOANA AINA - RDB MADAGASCAR (01/05/2020)

TORITENY ALAHADY 07 JONA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'

VAVAKA FANGATAHANA AMIN'I MASINA MARIA MAMAHA VONA

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

Tompo Ă´ mangovitra ny vava / Tsy mendrika izahay

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Avia ry Fanahy Masina Ă´ HIRA KATOLIKA It's Nathie

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

AMPIFITIA Best of & Live - The Worship Moment (Emmision 18)

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

Ă”, ry alina tomaratra soa - Hira Katolika (exultet) Tonony sy feo (ANKALAZAO NY TOMPO)

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

HIRA KATOLIKA Inty aho ry Jesoa (It's Nathie)

Playlist Fihirana FFPM Fampaherezana

Ă” ry Tompo tia anay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

