FINOANA AINA - RDB MADAGASCAR (01/05/2020)

Voajanahary ho an'ny olombelona ny asa. Mila tiavina sy hajaina ny asa noho izany mba hampivelarana ny tena sy hampivoarana ny fiaraha-monina: Ny hevitry ny asa ao amin 'ny Soratra Masina, miaraka amin'i Mgr Jean Pascal Andriantsoavina.