Tompo ô mangovitra ny vava / Tsy mendrika izahay
👉🎁 • NY TOLOTRAO NO TENA FITIA Tonony / FeoPère... 1- Tompo ô, mangovitra ny vava, ary koa vahotra ny lela, Tojo ity 'lay andro iray nokasainay hatry ny ela. Tsy izahay no hendry indrindra, na koa mba mahay! Ka te hilaza hoe tsy mendrika izahay ( x 2) Tompo ô! Tafahoatra ny fitiavanao anay! Kristy ô! tsy toy izany no nitiavanay anao Tompo ô! mamindra fo aminay, fa zandrinao izahay. 2- Kristy ô! niaritra mangidy ianao nitia anay tety. Izahay tsy mba nahay nanaja ilay fitia; Fanantenanay ianao ka tsy mba miahiahy! Ka te hilaza hoe tsy mendrika izahay ( x 2) Tompo ô! Tena fitiavana, mafy orina tokoa ny Anao Tsy mihontsina mihitsy n'inon'inona atao. Izahay 'zay fo vato no indro tonga indray! Ka te hilaza hoe tsy mendrika izahay ( x 2)

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

FITIA TSY METY MATY (Tantara Kolo Fm)Tantara Indray Miseho

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

MPAMAFY AN’I KRISTY: Mankasitraka

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

Tantara Malagasy - DALILÀ (Tantara Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)

TORITENY ALAHADY 07 JONA 2026, FJKM ATSIMON'IMAHAMASINA

MITOERA ETO AMIKO RY JESOA BE FITIAVANA / CHORALE ANTSAN' NY TRINITE MASINA

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

Tantara Malagasy - TSY ITOERAN-DAHY - (Tantara lava ny Radio Don Bosco ) ARAHO NY PEJY👍❤

Ô, ry alina tomaratra soa - Hira Katolika (exultet) Tonony sy feo (ANKALAZAO NY TOMPO)

HIRA KATOLIKA Inty aho ry Jesoa (It's Nathie)

Tompo ô! mangovitra ny vava

Ohatran'ny ho tsara - Rija Rasolondraibe (Clip Officiel)

I Will Not Give Up 🙏🏾 Deep Gospel Blues Prayer | Emotional Testimony Song | Grace Gospel Blues

