Ô ry Tompo tia anay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy A/C: Ankalazao ny Tompo Ô ry Tompo tia anay ! Aza entina misedra 'zay tsy zakanay izahay, aza avelanao ho irery fa raha feno ny fotoana hiverenanao indray, mbola hino ve izahay ? 1- Fa impiry moa 'zahay no esoina noho ianao, Raha miezaka mitia 'reny zandrinao ireny ! Zary menatra izahay fa lazaina mpanonofy sy mpandrendrika vahoaka Hanantena ny tsy misy ! 2- Fa impiry moa 'zahay no vonoina noho ianao, raha mikiry mampanjaka 'zany fahamarinanao ! Ny anarany lotoina, ny fiainanay fofoina ; tsisy toerana ho anay am'izao tontolo izao 3 - Firifiry moa ny olona tsy mino Anao akory nefa indro fa mahomby eo ambany masonay Izay iriny tsy mivaona izay ataony igagana azy izao tontolo izao, ka voailika izahay ! 4- Firifiry moa ny olona miandrandra famonjena, ny finoanay anefa tsy mitombo fa mihena ! Olon-dresy hamavoina olo-marina vonoina, anirahanao anay, nefa miahotra izahay ! 5- Fa impiry moa ianao no nilaza taminay fa lalam-pamonjena no natolotrao anay : Famonjena itokiana tamin'ny hazofijaliana efa nentinao nandresy an'izao tontolo izao.

Saotra sy dera | Fihirana Zafindraony | Hira Fiderana Malagasy

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

Tantara Malagasy - IREO VINANTOVAVIKO (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara Indray Mihaino

MPAMAFY AN’I KRISTY: Mankasitraka

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

Ny vato natsipin'ny mpanorin- trano_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

FONAY FALIFALY A BABA EE, DERAINA E E ISAORANA

ALAHADY 07 JONA 2026 - KAONSERITRA 2026 - FIMPIZ FOIBE

Miantso anao _Hira katolika (Odet & Valerie)

Tompo Andriamanitray ô ! avia atreho izahay_Litania_Hira Katolika Malagasy

Izaho no Mofon'ny fiainana_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Tantara Malagasy - KETRAIKA sy BONAIKA (Tantaran'i VivaRadio ) Tantara Indray Miseho

MITOTO VARY DIAVOLANA. Rakitsary R'imbosa XV (15 taona). Production Scoop Digital. 2014.

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Tantara Malagasy - ZIOGAN'ILAY SOMBINIAINA (Tantaran'i Radio Don Bosco) Tantara indray miseho

vavaka hariva katolika

Avia ry Fanahy Masina ô HIRA KATOLIKA It's Nathie

ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'

