Chantal - First Love ❤️ (tIA Cover)

Copyright Disclaimer All rights belong to the original artist, songwriter, and copyright holders. This cover version is created solely for entertainment and promotional purposes. No copyright infringement is intended. 🎵 Original Video:    • CHANTAL  First love - FTJ PROD (Official v...   🎵 TikTok Version: https://www.tiktok.com/@tia.cover.mad... Lyrics: Lay sangisangy fanaontsika ireny Ireo teny mamy izay fanaonao ahy Isika roa ilay tokana irery Tsaroako eto indray izany androany Asa ianao raha mba matadidy F'isika tsy mifankafoy Sedram-pitiavana mangidy No nampisaraka ny fo Fa samy tia tokoa Fa na ankehitriny aza dia Mbola ato am-poko lay fahasambarana taloha Nafanam-pitia eo anilan-dry Rariny aho raha mahatsiaro Satria voaloham-pitia Nirava nianatra tamin'izay Isika roa nifanao fotoana Iny ianao fa nanoroka ahy Hatramin'izao akia tsaroako foana Asa ianao raha mba matadidy F'isika tsy mifankafoy Sedram-pitiavana mangidy No Nampisaraka ny fo Fa samy tia tokoa Fa na ankehitriny aza dia Mbola ato am-poko lay fahasambarana taloha Nafanam-pitia eo anilan-dry Rariny aho raha mahatsiaro Satria voaloham-pitia Lay sangisangy fanaontsika ireny Ireo teny mamy izay fanaonao ahy Isika roa ilay tokana irery Tsaroako eto indray izany androany