Pasteur Jocelyn Ranjarison - Ambany elatrao (tIA Cover)

Copyright Disclaimer All rights belong to the original artist, songwriter, and copyright holders. This cover version is created solely for entertainment and promotional purposes. No copyright infringement is intended. 🎵 Original Video:    • Ambany elatrao | Jocelyn RANJARISON | Tono...   Lyrics: Ambany elatrao, no tiako hitoerana Raha tojo tafiotra ny fiainako Tsy misy toerana hafa azo antoka Fa eo aminao ho iriko, eo anilanao no tiako Tompo ô matoky aho, fa mialoka Aminao Ny tànanao no manodidina ahy Reo tebitebin’ny fo, dia hangina avokoa Mitsahatra aho, ambany elatrao.