Do Rajohnson - Miaraka aminao ❤️ (tIA Cover)
Official Music Video: • DO RAJOHNSON /// MIARAKA AMINAO [ CLIP GA... Lyrics: Rehefa eo ianao mamiratra fitia Ny efitranoko lalovanao,tarafinao Mientanentana ilay foko toa niahiahy Nefa fitiavana tsy notambazana Foiko ho anao, efa babonao Sambatra aho manana anao Eo anilako eo, eo foana ianao Sambatra aho miaraka aminao Fitiavako! (Instrumental) Omaly ianao nataoko vazivazy Dia nolaviko ny angolanao,ny teninao Kanjo tonga ianao nanolotra fitia Teo vao tsapako fa tiako ianao Tsy handao,tsy handao ! Sambatra aho manana anao Eo anilako eo, eo foana ianao Sambatra aho miaraka aminao Fitiavako! Aaaahhh Nananana Aaaaahhhhh Sambatra aho manana anao Eo anilako eo, eo foana ianao Sambatra aho miaraka aminao Fitiavako! Sambatra aho manana anao Eo anilako eo, eo foana ianao Sambatra aho miaraka aminao Fitiavako! nanananana aaaaahhh aaaaah sambatra aho, eo anilanao eo anilanao aaaaaaaahhhh sambatra aho! #tIA_Cover

Elsie - Fa tiako loatra ianao ❤️ (tIA Cover)

Setra x Tendry - Efa Salama Aho (tIA Cover)

Tanjona Randrianarivelo Ahoana marina karaoké FL Studio
![DO RAJOHNSON /// FITIA HO ANAO [ CLIP GASY ]](https://i.ytimg.com/vi/k0znoPuJTpA/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLCipBqAVNeIUYTgT2iosmMHxVFqSw)
DO RAJOHNSON /// FITIA HO ANAO [ CLIP GASY ]

Vanintsoa - Hajaiko foana (tIA Cover)

NDONDOLAH X LUCIA - TIANA ( COVER IA / LYRICS )

Taram-pahazavana _TEBOKA (Onetec)

DO RAJOHNSON FT FYRANCIA

Anthony - Tsy ho ahy 💔 (tIA Cover)

Nael, Nosy Rose - Tontazeky (tIA Cover)

MAMINA X RAVAKA -TENA TIAKO IANAO ( COVER )

Isika roa - Boboh Mahavanona (by Nostalg'IA Voice Cover)

Mialy Rakotomamonjy - Tiako loatra (tIA Cover)

😢HIRA :RAINDIMBY :Diso IanaoCover Humour & Ai Délire Gasy

MARIO - LAMBAN'AKOHO ( COVER IA / LYRICS )

TSIKY SISA

Teboka - Tara-pahazavana (tIA Cover)

❤️ Mbola ato am-poko foana ianao❤️ AC: Ronsard ANJARIVO

LE PLUS GRAND CABARET DE TANA - NJILA (KM 3e Edition - CCI IVATO | 31 JUILLET A 19H 30)

