Mireille - Soa Ihany (tIA Cover)

Copyright Disclaimer All rights belong to the original artist, songwriter, and copyright holders. This cover version is created solely for entertainment and promotional purposes. No copyright infringement is intended. 🎵 Original Video:    • Soa Ihany- Mireille   🎵 TikTok Version: https://www.tiktok.com/@tia.cover.mad... Lyrics: Feno ditra, Tompo, ny fiainako taloha Nilomanosako avokoa ireo zava-mora lò Nisarika ahy, nambabo ahy Ny herin’ny fakam-panahy Ankehitriny soa ihany voaova aho Efa be dia be ny diso tamin’ny làlako Niniako ireny satria irery an-tany tsisy mpiteny Tsisy mpanoro, hanorotoro ny tokony hatao Ankehitriny soa ihany voaovanao Soa ihany fa teo Ianao Soa ihany fa nisy Anao Soa ihany fa avotrao aho Soa Fitiavantena, fitaka, fiheremana Fitokian-tsampy, avonavona, fialonana Toetra manoto ny manodidina Toetra tia mamono olona Ankehitriny ssoa ihany voaovanao. Soa ihany fa teo Ianao Soa ihany fa nisy Anao Soa ihany fa avotrao aho Misaotra Tompo, soa ihany fa nijery Ianao Ny indrafonao soa ihany fa natobakao Mazava izao ny làlako ao Mahatoky, tsy mampanahy Satria Ianao Soa ihany hitantana ahy Soa ihany fa teo Ianao Soa ihany fa nisy Anao Soa ihany fa avotrao aho