Tempo Gaigy - Misaotra Foana (tIA Cover)
Copyright Disclaimer All rights belong to the original artist and songwriter/composer. This cover version is made for entertainment and promotional purposes only. No copyright infringement is intended. 馃幍 Original Video: 聽聽聽鈥⒙燭empo聽Gaigy聽-聽Misaotra聽Foana聽聽 Lyrics: Hihirahira izahay Hihirahira ho fiderana Manantena famel脿na Ny haditr脿na hatramin鈥檌zay Hirahira ho hataonay Hirahira avy Aminao Manantena indray andro any Mba ho tonga any an-danitra any Misaotra anao Zanahary 么! ] Misaotra foana foana e! ] Ho anao mandavan-taona e! ] (2 fois) Manantena anao Zanahary 么! ] Indray andro any Mba ho any an-danitra any Na mpanota aza izahay Ka maditra aza indraindray Dia manantena famel脿na e! Zanahary no fiainana Sady azo itarainana Ka mitaraina ianao hatrany e! Zanahary tsy manavaka Na ny mainty na ny fotsy fa Samy mankany an-danitra any e! Zanahary no mpitsara ka Samy ho tsaraina izay ataony Ka manantena indray andro any e Misaotra anao Zanahary 么!

Elsie - Fa tiako loatra ianao 鉂わ笍 (tIA Cover)

Anthony - Tsy ho ahy 馃挃 (tIA Cover)

GOTHLIEB : Le Vrai ! de l'茅conomie 脿 l'humour, un parcours hors du commun

Tsaiky joby - Mika & Davis ( IA Cover by Marants'AI) version guitare 馃幐

Taram-pahazavana _TEBOKA (Onetec)

YOANN LOIC LIVE SET I Afro Urban Malagasy 2025 (Ceasar, Ceis, Lowis, Shyn, Denise, Mopcaan, Ljo)

馃敶 Before You Leave, God Wants To Reveal Something That Could Change Your Life Forever Today

Olombelo Ricky - Kalangita (Cover by Rant'IA)

NJARA MARCEL - AZA APIJALIANA

Vanintsoa - Hajaiko foana (tIA Cover)

Teboka - Tara-pahazavana (tIA Cover)

Mialy Rakotomamonjy - Tiako loatra (tIA Cover)

MELKY - Les meilleurs DUO avec MELKY en VIDEO

Do Rajohnson - Miaraka aminao 鉂わ笍 (tIA Cover)

ARIANE - VIAVY ROSE ( COVER CAPELA )

馃槩HIRA :RAINDIMBY :Diso IanaoCover Humour & Ai D茅lire Gasy

ALAHELO TARIKA HASINA

TSIKY SISA

Chantal - First Love 鉂わ笍 (tIA Cover)

