Vola sy Noro - Aza Kivy

AZA KIVY Fantatro  ianao fa malahelo mitady hitomany Nefa hoy aho Hoy aho mangina Moa tsy fantatrao  ve fa  ny onjan’ny ankason’ity tany Ka  ialao ny hakiviana Eny  henoko ianao fa nofinitaka malala O  henoko Avelao izay tsy  tia raha te hisintaka hiala Any ny fo Ao fa hiova Fiainana ity Ranomaria Fantatro ianao fa nokaikerin’ny amboa kely tiana Hany ianao,  ka very fanahy Nefa na izany aza  aleo ny eritreritra no ariana O mitrakà Fa lehilahy Efa nataonao izay rehetra azonao natao Nefai iindrisy Ilay fitia  neverina ho doria nankaiza izao Rava tsy nisy Nefa hoy aho Mantsy ianao Ny saina atanjao Fantatro  ianao fa malahelo mitady hitomany Nefa hoy aho Hoy aho mangina Moa tsy fantatrao  ve fa  ny onjan'ny ankason’ity tany Ka ialao ny hakiviana Tsy  ianao irery koa ange No mijaly toy izao Maro ireo tra-pahoriambe Eny mafy noho ny ianao Ka fitia no  nandratrana anao Ao fitia ihany koa Ny ho avy fanafodinao Dia  ho adino ireo taloha Fantatro  ianao fa nokaikerin’ny amboa kely tiana Hany ianao ka very fanahy Nefa na izany aza aleo ny eritreritra no ariana O mitrakà Fa lehilahy O mitrakà Fa lehilahy O mitrakà Fa lehilahy