Vola sy Noro - Very Maina
VERY MAINA Very maina, ô! very maina Ireo adin-tsaina izay nantenaina Hampody aina ilay fitia Very maina, ô! very maina Izaho mangaina nandresy ireo hery tsy tia Marina aloha fa nisy hadisoako maro Poizina ratsy tonga nifangaroharo Tamin’ilay fitiavana izay fantatrao Fa tsy nitempo raha tsy ho anao Marina aloha fa nitratrevatreva aho Raha sendra mba diso kely iny ianao ’Reo endrikendrika hoe mety ho fitiavanao Nadikako avy hatrany hoe fitiavana Very maina ... Tsaroako indray ilay andro iray izay nivoadiana Fa n’inon’inona hitranga hiafiana Teo anatrehan’ilay Avo izay Nahary Kanjo izao vao ditsoka ary Nandefitra aho indraindray, ianao koa Izao no anjara angamba ka ho aiza moa Mody ny lahatra no hoe omena tsiny Nefa ny tena no efa tsy tiany Ity tiana, ilay natao ho tanjona Lasa nirintona nandao ny afonao Saika hifonako hiverina kanefa Efa tsy tiany aho matoa nilefa Very maina ... Tonony sy Feony: Paul Dason Fandrindràna: Harry Piano: Mbola Orgue: Harry Basse: Jacques Batterie: Lalaina

Vola sy Noro - Aza Dia Miniana

Mix de chansons malgaches des années 70 - Radio Madagascar part.2

COCOEXTRA || 06/11/2026

Vola sy Noro - Omeo Toky Aho

Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)

Vola Sy Noro - Anjavidy

Vola sy Noro - Solo

Belahy live 2016

Ny nanahary Örera

Jangobo

Mix de chansons malgaches des années 70 - Radio Madagascar part.3

MEDLEY THIERA BRUNO

Vola sy Noro Ccesca (hommage)

Mba tandremo kely leitsy-Black jacks.Par: Cludegeorges.

Clip Haingo Veloma ianao

Vola sy Noro - Aza Kivy

EJEMA : Les meilleures musiques de EJEMA (Partie 1)

tanan'i Mama

