Vola sy Noro - Aza Dia Miniana
AZA DIA MINIANA Tsy fantatrao mihitsy angamba Ny fitiavako anao ? Isan’andro ny fiainako Tsaroako misy banga Raha tsy eo anilanao. Averiko eto indray izao : Tsy miova sanatria Ny foko tia anao. Tsy misy hahavono Mety hahasolo ny anaranao. Omeko tsy voafetra Ho anao irery ny fitiavako. oh oh oh Aza dia miniana Handositra ny tavako ! Indraindray mantsy tsy tsaroanao Mankararirary fo ny teninao. Hany heriko aleoko dia mangina Tsy mamaly anao. Nohon’ ny zavatra tsy misy ve hinoako Hahafaty ny fitia izay nokoloiko Ka ny resaka sy tsaho ombieny ombieny No handaozako anao ? Averiko... --------

▶︎
MEDLEY THIERA BRUNO

▶︎
The First Ten Years (CD) - Côr Meibion Dyffryn Aman

▶︎
Vola sy Noro - Very Maina

▶︎
❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

▶︎
ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

▶︎
Mix de chansons malgaches des années 70 - Radio Madagascar part.2

▶︎
Belahy live 2016

▶︎
KAIAMBA TENA IZY : Les Meilleurs Musiques KAIAMBA en Audio

▶︎
Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

▶︎
Vola sy Noro - Omeo Toky Aho

▶︎
Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)

▶︎
Vola Sy Noro - Anjavidy

▶︎
DEDESSE - THE BEST OF (VIDEO COMPILATION)

▶︎
Mix de chansons malgaches des années 70 - Radio Madagascar part.3

▶︎
VITA NY MOMBA SITENY , ESORINA TSY HO PAN I SITENY RAHA TSY FAHOTANA ( Nouveauté gasy 2026 )

▶︎
Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012

▶︎
tambatra kalon'ny fahiny hasambarana

▶︎
Vola sy Noro - Solo

▶︎
