Vola Sy Noro - Anjavidy
ANJAVIDY Anjavidy miredareda Ilay foko ela niandrasana Tonga ianao mody tsy miraika Kanjo vainafo toa ahy koa dorehitra Tsy namidy toa etam-barotra Ilay fitia tao ampo kotrehinao oh oh oh Tonga ianao zay vao hary elatra Hiaraka hisidina hiray angotingoty aminao Tena manga ve ny lanitra Sa ny masoko izay mahita anao No mandoko mafinaritra Ny tazaniko rehetra tarafinao Toa ny lavaka mahafanina No nisainako ny ho aviko Noho ianao ireny fa tsy fantatrao Soa ihany tonga ianao

▶︎
Vola sy Noro - Solo

▶︎
UNEUNE ATU LA - (Move Over) 🌊 | 🇳🇺 Niuean Chill Vibes | REMAKE 2026

▶︎
MITOTO VARY DIAVOLANA. Rakitsary R'imbosa XV (15 taona). Production Scoop Digital. 2014.

▶︎
Ianao Namako

▶︎
Hira sy Mozikan' i Bessa anaty 15 mn (Medley/Tambatra/Bemiray)

▶︎
MR RAZAFY TSY HO ANAO

▶︎
❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

▶︎
Mix de chansons malgaches des années 70 - Radio Madagascar part.2

▶︎
Vola sy Noro - Omeo Toky Aho

▶︎
VITA NY MOMBA SITENY , ESORINA TSY HO PAN I SITENY RAHA TSY FAHOTANA ( Nouveauté gasy 2026 )

▶︎
KAIAMBA TENA IZY : Les Meilleurs Musiques KAIAMBA en Audio

▶︎
Vola sy Noro - akom-pahatsiarovana

▶︎
tambatra kalon'ny fahiny hasambarana

▶︎
ROTSIROTSY KAIAMBA (VIDEO COMPILATION)

▶︎
Vola sy Noro - Very Maina

▶︎
Ny Railovy - Vonoy Ny Anarako (live au Carlton et CCESCA)

▶︎
Ampianaro.mpg

▶︎
EJEMA : Les meilleures musiques de EJEMA (Partie 1)

▶︎
