Teboka - Tara-pahazavana (tIA Cover)
Copyright Disclaimer All rights belong to the original artist and songwriter/composer. This cover version is made for entertainment and promotional purposes only. No copyright infringement is intended. 🎵 Original Video: • Teboka - Taram-pahazavana Lyrics: [Verse 1] Hoy ianao hoe izaho ilay taram-pahazavana Ilay taratrin'ny tsikinao Ilay manome fanantenana Mampisy dikany ny fiainanao Hoy ianao izaho ilay maditra Ilay maditrakelinao Na mankarary isa-minitra aza dia mbola notiavinao [Chorus] Ka noho izany ianao ry ilay tsy foy Ilay nitia ahy hatrizay Tsy mba nanome tsifoifoy Fa nanome fitia madio ho ahy (x2) [Post-Chorus] Ka misaotra eh mankadiry ny fitiavanao Ka misaotra eh tsy ho adino raha ny vitanao Ka omeko fisaorana mitafotafo Ka omeko fitia mandoro toy ny afo [Verse 2] Nampitraka raha sendra taraina Nampanantena ahy Hoe mitsangana re ry sombinaina Ka mijoroa ho sahy Aoka izay ny tomany Sy izay erehan'ny fony Fa na hivadika amiko ny tany Dia izy tsy handao intsony [Chorus] Ka noho izany ianao ry ilay tsy foy ... [Post-Chorus] Ka misaotra eh mankadiry ny fitiavanao ... (x2) [Outro] Hoy ianao hoe izaho ilay taram-pahazavana Ilay taratrin'ny tsikinao Ilay manome fanantenana Mampisy dikany ny fiainanao

Tanjona Randrianarivelo - Safidy (Clip officiel)

Vanintsoa - Hajaiko foana (tIA Cover)

Hawara Tsindjema

MAMINA X RAVAKA -TENA TIAKO IANAO ( COVER )

FIRMIN X NARINDRA - TSARONA FONA ( COVER )

Anthony - Tsy ho ahy 💔 (tIA Cover)

Niu Raza - Ampy Izay (Pizza Song)

🇹🇱Pop Timor||Isin no klamar||cover Timor vibesTV 🇹🇱
![SAKATÉ BOY - Zanak’Antesaka [ Clip vidéo officiel]](https://i.ytimg.com/vi/T5vG8GJWkak/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4JgALQBYoCDAgAEAEYZSBUKEswDw==&rs=AOn4CLA8FiM2Vnj-Rtnem1iVIJTZq_15ng)
SAKATÉ BOY - Zanak’Antesaka [ Clip vidéo officiel]

🎤 ZEZE Mahanoro - Mainty aho (Cover) 🎶

JACQUIS RANDRIA feat NJARA MARCEL - AZAFADY (Version Lyrics)

TANJONA RANDRIANARIVELO & MELKY - TAFIAKO NY HERY ( COVER CAPELA )

KAKAJOH - TSY ZATSY AHY ( COVER IA / LYRICS )

MELKY - Les meilleurs DUO avec MELKY en VIDEO

Telofangady - Gasikara COVER IA

Tempo Gaigy - Misaotra Foana (tIA Cover)

Fy Nadia - Tokam-po (IA Cover) by @ofisialyia

ANJ'AR - Akeza anao (Cover Denise)

Ndondolah - Efa izay mihintsy ( IA Cover by Marants'Ai )

