Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)

NY TOMPO MIANDANY AMINAO 1. Jehovah no miandany amiko, ka tsy hatahotra aho.Inona no azon'ny olona atao amiko ? 2. Jehovah no Mpiandry ahy, tsy hanan-java-mahory aho, 3. Raha Andriamanitra no momba antsika, iza no hahatohitra antsika ? 4. Indro Izaho momba anareo mandrakariva ambara-pahatongan’ny fahataperan’izao tontolo izao. 5. Tsy hisy olona hahajanona eo anoloanao amin'ny andro rehetra hiainanao; tahaka ny nombako an'i Mosesy no hombako anao koa; tsy handao anao na hahafoy anao Aho. (Hebreo 13 : 5) 6. Mety manadino ny zanany minono va ny vehivavy ka tsy hamindra fo amin'ny zanaka naloaky ny kibony ? Eny, mety manadino ihany izy, fa Izaho kosa tsy mba manadino anao. 7. Apetraho amin'i Jehovah ny entanao, ary Izy no hanohana anao; tsy havelany hangozohozo mandrakizay ny marina. 8. Ary apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo (Sal 55.22). 9. Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no hoentinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra. Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly : (1) Salamo 118 : 6 (2) Salamo 23 : 1 (3) Romana 8 : 31 (4) Matio 28 : 20 (5) Josoa 1 : 5 (6) Isaia 49 : 15 (7) Salamo 55 : 22 (8) I Petera 5 : 7 (9) Filipiana 4 : 6 Vatomandry 31 Oktobra 2020 A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr   2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr   3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr   4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :   / tsaranytompoisanandro   B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : [email protected] 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b   5. TWITTER :   / docrivolala   6. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina   7. FACEBOOK :   / rivolala.andrianantoavina   8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)
▶︎

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)

FAMOHA 03 JONA 2026 - Inona avy ireo tokony hatao amin'ny zaza vao teraka.
▶︎

FAMOHA 03 JONA 2026 - Inona avy ireo tokony hatao amin'ny zaza vao teraka.

FIVAVAHANA LAINGA MANANDRATRA OLONA,VEHIVAVY NANOVA NY FANAONY, LEHILAHY MIFANAMBADY = FAHAVEREZANA
▶︎

FIVAVAHANA LAINGA MANANDRATRA OLONA,VEHIVAVY NANOVA NY FANAONY, LEHILAHY MIFANAMBADY = FAHAVEREZANA

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
▶︎

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Tantara Malagasy - RAFOZANA ADALA SY VINANTO KONDRANA (Tantara ACEEM Radio) Tantara Indray Mihaino
▶︎

Tantara Malagasy - RAFOZANA ADALA SY VINANTO KONDRANA (Tantara ACEEM Radio) Tantara Indray Mihaino

Alatsinainy 13 jolay 2026
▶︎

Alatsinainy 13 jolay 2026

How to Restore a Broken Relationship
▶︎

How to Restore a Broken Relationship

Ilay nitsangana tamin'ny maty partie 1
▶︎

Ilay nitsangana tamin'ny maty partie 1

Mila manana faharetana ianao raha lalovam-pahoriana (Isaia 39.1-8 - Pasteur Razafiarison Emilien)
▶︎

Mila manana faharetana ianao raha lalovam-pahoriana (Isaia 39.1-8 - Pasteur Razafiarison Emilien)

David Jeremiah Sermons 2026 🔴🔴 The Prophetic Countdown Has Quietly Begun,You’re Not Ready 🌸 Jul - 22
▶︎

David Jeremiah Sermons 2026 🔴🔴 The Prophetic Countdown Has Quietly Begun,You’re Not Ready 🌸 Jul - 22

Oracion De Hoy Francisco Pinales | Dios tiene algo especial para ti hoy | Oracion Para Dormir
▶︎

Oracion De Hoy Francisco Pinales | Dios tiene algo especial para ti hoy | Oracion Para Dormir

Ankino amin'ny Tompo ny fikasanao rehetra (Pasteur Razafiarison Emilien : Jakoba 4.13 - 5.6)
▶︎

Ankino amin'ny Tompo ny fikasanao rehetra (Pasteur Razafiarison Emilien : Jakoba 4.13 - 5.6)

Efa maty noho ny @ ota fa velona ho an'Andriamanitra hianao (Pasteur Razafiarison Emilien)
▶︎

Efa maty noho ny @ ota fa velona ho an'Andriamanitra hianao (Pasteur Razafiarison Emilien)

Avotra ihany (Tantara An'onjam-peo) Tantara Malagasy
▶︎

Avotra ihany (Tantara An'onjam-peo) Tantara Malagasy

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)
▶︎

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Mat. 5: 1-11)
▶︎

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Mat. 5: 1-11)

Fiarian-karena araka an"Andriamanitra
▶︎

Fiarian-karena araka an"Andriamanitra

TANTARA MALAGASY - VINANTO MPAMOSAVY SA RAFOZANA MPAMORIKA (Tantaran'i SIOKA) Tantara Lava
▶︎

TANTARA MALAGASY - VINANTO MPAMOSAVY SA RAFOZANA MPAMORIKA (Tantaran'i SIOKA) Tantara Lava

TOMPO Ô OVAY NY FOKO by Zooxi
▶︎

TOMPO Ô OVAY NY FOKO by Zooxi

Ziogan tsaranga Tantara Gasy
▶︎

Ziogan tsaranga Tantara Gasy

Jehovah hiady ho anao fa ianao kosa hangina (Genesisy 14.13-24 - Pasteur Razafiarison Emilien)
▶︎

Jehovah hiady ho anao fa ianao kosa hangina (Genesisy 14.13-24 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Vokatry ny Fanahy dia IRAY ihany dia FITIAVANA Gal 5
▶︎

Vokatry ny Fanahy dia IRAY ihany dia FITIAVANA Gal 5

Tsara ny mitoetra ao antranon'Andriamanitra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 61 : 1 - 8 )
▶︎

Tsara ny mitoetra ao antranon'Andriamanitra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 61 : 1 - 8 )

Marka 16: 15 - Tsy maintsy hainao ireto tantara ireto vao hainao ny mamaky ny Testamenta Taloha
▶︎

Marka 16: 15 - Tsy maintsy hainao ireto tantara ireto vao hainao ny mamaky ny Testamenta Taloha

Fiadanana lavorarary Hira katolika cover by jim
▶︎

Fiadanana lavorarary Hira katolika cover by jim

Fampianarana Soratra Masina 5- Pastora  LOTERA Fabien/Ankaramalaza 2015
▶︎

Fampianarana Soratra Masina 5- Pastora LOTERA Fabien/Ankaramalaza 2015

Antsoy Aho dia hovaliako hianao (Mana isanandro : Salamo 60 : 1 - 12)
▶︎

Antsoy Aho dia hovaliako hianao (Mana isanandro : Salamo 60 : 1 - 12)

TORITENY ALAHADY 12 JOLAY 2026 - FJKM ISOTRY FITIAVANA
▶︎

TORITENY ALAHADY 12 JOLAY 2026 - FJKM ISOTRY FITIAVANA

FINOANA IRERY IHANY
▶︎

FINOANA IRERY IHANY

Afaka mihaona mivantana @ Tompo isika n'aiza n'aiza (Pasteur Razafiarison Emilien : Hebreo 8:1-13)
▶︎

Afaka mihaona mivantana @ Tompo isika n'aiza n'aiza (Pasteur Razafiarison Emilien : Hebreo 8:1-13)