Ankino amin'ny Tompo ny fikasanao rehetra (Pasteur Razafiarison Emilien : Jakoba 4.13 - 5.6)

MAMIKO NY TENINAO 1. Fanilon'ny tongotro sy fanazavana ny lalako ny teninao. 2. Ato am-poko no iraketako ny teninao,mba tsy hanotako aminao. 3. Inona no hiarovan'ny zatovo ny lalan-kalehany tsy ho voaloto ? Ny fitandremana araka ny teninao. 4. Sambatra ny olona izay tsy mandeha eo amin'ny fisainan'ny ratsy fanahy, ary tsy mijanona eo amin'ny lalana falehan'ny mpanota, ary tsy mipetraka eo amin'ny fipetrahan'ny mpaniratsira ! Fa ny lalàn'i Jehovah no sitrany; eny, ny lalàny no saintsaininy andro aman'alina. 5. Aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman'alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina. 6. Aoka ny tenin'i Kristy hitoetra betsaka ao aminareo amin'ny fahendrena rehetra. 7. Ny lalàn'Andriamaniny no ao am-pony; tsy mba ho solafaka ny diany. 8. Raha miray Amiko ianareo, ka mitoetra ao anatinareo ny teniko, dia angataho izay tianareo na inona na inona, fa ho tonga aminareo izany. 9. Madio ny fahatahorana an'i Jehovah, maharitra mandrakizay; marina ny fitsipik'i Jehovah, eny, mahitsy avokoa. Irina noho ny volamena ireny, eny, noho ny tena volamena betsaka aza; ary mamy noho ny tantely, eny, noho ny tantely mitete avy amin'ny tohotra. 10. "Ry zanak'olona, vokiso ny kibonao, ary fenoy ity horonan-taratasy omeko anao ity ny tsinainao." Dia nihinana aho, ka, mamy tao am-bavako toy ny tantely izy. 11. Fa ny Mpananatra, dia ny Fanahy Masina, Izay hirahin'ny Ray amin'ny Anarako. Izy no hampianatra anareo ny zavatra rehetra sy hampahatsiaro anareo ny zavatra rehetra izay nolazaiko taminareo. 12. Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo. 13. Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra. 14. Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana. 15. Mandra-piaviko tandremo ny famakian-teny, ny fananarana, ny fampianarana. (1) Salamo 119 : 105 (2) Salamo 119 : 11 (3) Salamo 119 : 9 (4) Salamo 1 : 1 – 2 (5) Josoa 1 : 8 (6) Kolosiana 3 : 16 (7) Salamo 37 : 31 (8) Jaona 5 : 7 (9) Salamo 19 : 9 – 10 (10) Ezekiela 3 : 3 (11) Jaona 14 : 26 (12) Hebreo 4 : 12 (13) Matio 4 : 4 (14) II Timoty 3 : 16 (15) I Timoty 4 : 13 Vatomandry 28 Septembre 2020 A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr   2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr   3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr   4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :   / tsaranytompoisanandro   B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : [email protected] 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b   5. TWITTER :   / docrivolala   6. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina   7. FACEBOOK :   / rivolala.andrianantoavina   8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT

Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)
▶︎

Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"
▶︎

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

Misy fahefana ny vavaka arahina finoana (Marka11.15-33  - Pasteur Razafiarison Emilien)
▶︎

Misy fahefana ny vavaka arahina finoana (Marka11.15-33 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Fampaherezana Pst RATSARASAOTRA Paul (Andro 1)
▶︎

Fampaherezana Pst RATSARASAOTRA Paul (Andro 1)

"Ny Lapan'Andriamanitra" zafindraony by Betsy Canada
▶︎

"Ny Lapan'Andriamanitra" zafindraony by Betsy Canada

Ilay vohitry ny fahanginana - Tantara RDB RADIO DON BOSCO
▶︎

Ilay vohitry ny fahanginana - Tantara RDB RADIO DON BOSCO

Nahoana Tompo o ? Nahafoy anay ve hianao ? (Pasteur Razafiarison Emilien - Salamo 74 : 1 - 11 )
▶︎

Nahoana Tompo o ? Nahafoy anay ve hianao ? (Pasteur Razafiarison Emilien - Salamo 74 : 1 - 11 )

FAMOHA 03 JONA 2026 - Inona avy ireo tokony hatao amin'ny zaza vao teraka.
▶︎

FAMOHA 03 JONA 2026 - Inona avy ireo tokony hatao amin'ny zaza vao teraka.

How to Restore a Broken Relationship
▶︎

How to Restore a Broken Relationship

Hisy FAHORIANA any am-parany any ka mila MIAMBINA, MIVAVAKA ,MAHARITRA isika mba tsy ho lavo
▶︎

Hisy FAHORIANA any am-parany any ka mila MIAMBINA, MIVAVAKA ,MAHARITRA isika mba tsy ho lavo

Manarina ny rava eo @ fiainanao ny Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 79 : 1 - 13)
▶︎

Manarina ny rava eo @ fiainanao ny Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 79 : 1 - 13)

Tsy miafina @ Tompo ny zava misy eo @ fiainanao io ( Pasteur Razafiarison Emilien : Jaona 11.1-16 )
▶︎

Tsy miafina @ Tompo ny zava misy eo @ fiainanao io ( Pasteur Razafiarison Emilien : Jaona 11.1-16 )

Tantara Malagasy - MITAFY HODIJANAK'ONDRY - (Tantara lava ny  Radio Don Bosco ) ARAHO NY PEJY👍❤
▶︎

Tantara Malagasy - MITAFY HODIJANAK'ONDRY - (Tantara lava ny Radio Don Bosco ) ARAHO NY PEJY👍❤

"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta
▶︎

"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta

Ny amin'ny fahoriana sy fampaherezana  : JOBA  / Toriteny : IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina
▶︎

Ny amin'ny fahoriana sy fampaherezana : JOBA / Toriteny : IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi , Mpitandrina

Marka 16: 15- Toriteny Alahady (Kol. 1: 15 - 20)
▶︎

Marka 16: 15- Toriteny Alahady (Kol. 1: 15 - 20)

KRISTIANA MMM - Toriteny Alahady 14 Aprily 2019 - FJKM Isotry Fitiavana - 40/15 Pasteur Solofo
▶︎

KRISTIANA MMM - Toriteny Alahady 14 Aprily 2019 - FJKM Isotry Fitiavana - 40/15 Pasteur Solofo

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)
▶︎

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)

Maraim-baovao   Lioka 1: 45
▶︎

Maraim-baovao Lioka 1: 45

Avotra ihany (Tantara An'onjam-peo) Tantara Malagasy
▶︎

Avotra ihany (Tantara An'onjam-peo) Tantara Malagasy