Tsara ny mitoetra ao antranon'Andriamanitra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 61 : 1 - 8 )
IZA NO HIRAHIKO ? 1. "Iza no hirahiko, ary iza no handeha ho irakay? " Dia hoy izaho: "Inty aho, iraho aho." 2. Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa. 3. Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra 4. Mandehana any amin'izao tontolo izao ianareo, ka mitoria ny filazantsara amin'ny olombelona rehetra. 5. Ary mba hotorina amin'ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin'ny firenena rehetra, manomboka eto Jerosalema. 6. Ka amin'ny zavatra rehetra dia asehoy ny tenanao ho fianarana ny asa tsara, amin'ny fampianaranao maneho ny tsy faharatsiana, ny fahamaotinana, 7. Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao; fa aoka ho tonga fianarana ho an'ny mino ianao amin'ny fiteny, amin'ny fitondran-tena, amin'ny fitiavana, amin'ny finoana, amin'ny fahadiovana. 8. Fa ianao kosa mahonona tena amin'ny zavatra rehetra, miareta fahoriana, ataovy ny asan'ny evanjelista, tanteraho ny fanompoanao. 9. Fa raha mitory ny filazantsara aho, dia tsy misy ho reharehako, satria tsy maintsy manao izany; fa lozako, raha tsy mitory ny filazantsara aho ! 10. Hataony ahoana àry no fiantso izay tsy ninoany ? Ary hataony ahoana no fino izay Olona tsy reny ? Ary hataony ahoana no fandre, raha tsy misy mpitory ? 11. "Ry zanak'olona, efa nataoko mpitily ho an'ny taranak'i Israely ianao; ka dia hohenoinao ny teny avy amin'ny vavako, ary avy amiko no hananaranao azy. 12. Koa dia iraka solon'i Kristy izahay, toa an'Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon'i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavana amin'Andriamanitra anie ianareo. 13. Fa mpiara-miasa amin' Andriamanitra izahay; ary sahan'Andriamanitra sy trano arafitr'Andriamanitra ianareo. 14. Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mahatoky; nahatoky tamin'ny kely ianao, dia hotendreko ho mpanapaka ny be; midira amin'ny fifalian'ny tomponao. 15. Ary ankehitriny, olona va no ilako fitia, sa Andriamanitra? Sa mila sitraka amin'olona aho? Raha mbola mila sitraka amin'olona aho, dia tsy mpanompon'i Kristy. 16. Fa hahazo hery ianareo amin'ny hilatsahan'ny Fanahy Masina aminareo, ary ho vavolombeloko any Jerosalema sy eran'i Jodia sy i Samaria ary hatramin'ny faran'ny tany." 17. Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hoe: "Efa mby akaiky ny fanjakan'ny lanitra. Sitrano ny marary, atsangano ny maty, diovy ny boka, avoahy ny demonia"; efa nahazo maimaimpoana ianareo, koa manomeza maimaimpoana. 18. Simona, zanak'i Jaona, moa ny fitiavanao Ahy mihoatra noho ny fitiavan'ireto?" Hoy izy taminy: "Eny, Tompoko; Ianao mahalala fa tia Anao aho." Dia hoy Izy taminy: "Fahano àry ny ondrikeliko." 19. "Be ny vokatra, fa ny mpiasa no vitsy; koa amin'izany mangataha amin'ny Tompon'ny vokatra mba hampandehanany mpiasa hamory ny vokatra. Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly : (1) Isaia 6 : 8 (2) Jaona 20 : 21 (3) Matio 28 : 19 (4) Marka 16 : 15 (5) Lioka 24 : 47 (6) Titosy 2 : 7 (7) I Timoty 4 : 12 (8) II Timoty 4 : 5 (9) I Koritiana 9 : 16 (10) Romana 10 : 14 (11) Ezekiela 3 : 17 (12) II Koritiana 5 : 20 (13) I Koritiana 3 : 9 (14) Matio 25 : 21 (15) Galatiana 1 : 10 (16) Asa 1 : 8 (17) Matio 10 : 7 – 8 (18) Jaona 21 : 15 (19) Lioka 10 : 2 Vatomandry 31 Oktobra 2020 A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO : / tsaranytompoisanandro B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : [email protected] 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 5. TWITTER : / docrivolala 6. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 7. FACEBOOK : / rivolala.andrianantoavina 8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT

Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)

Marka 16: 15 - Jesoa no Tomon'ny Fahefana rehetra, koa inona no atahoranao?

Nakhang Donglai in Nasempa geldoh in || Nu Thethiem

Fisaonam-pirenena Zoma 24 Jolay 2026 🔔 - Sary indrana TVM ❤ #vaovao #politika #actualités

FIHIRANA FANAMPINY - Vol.01 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Toriteny 05/07/2026 | Jaona 01:35-51 | Pasteur Edison Randriamalala

CHOSEN ONE! SOMEONE IN A SUIT JUST ASKED "WHO TRAINED THEM?" ...NOBODY DID. THAT'S THE MYSTERY

Fall asleep while I build a town into a city (from nothing)

How to Restore a Broken Relationship

RAHA NY OLOKO - PASTEUR EMILIEN RAZAFIARISON

Nantsoina handresy ny fahavalo isika (Mpiara-mamaky ny Baiboly - Mana isanandro : Mpitsara 5:16-31)

432Hz + 528Hz + 741Hz | The Deepest Healing Sleep: Whole Body Regeneration, Remove Insomnia Forever

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Bishop G.E. Patterson | Why God Sometimes Leads You Through Hard Places

Marka 16: 15 - Tsy maintsy hainao ireto tantara ireto vao hainao ny mamaky ny Testamenta Taloha

Backstage Telonohorefy Famonjena

"Spiritual Warfare: Everything You Need to Know and Be Ready For" - Fr. Dan Reehil

05 09 2020 anjara Asan'ny ny tsirairay ao @ Tompo : IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi Mpitandrina

