Antsoy Aho dia hovaliako hianao (Mana isanandro : Salamo 60 : 1 - 12)

NY FAHAIZANA MANDAMINA TSARA NO ENTINAO MIADY 1. Fa ny fahaizana mandamina tsara no entonao miady, ary raha maro ny mpanolo-tsaina, dia misy famonjena. 2. Ny hevitra rehetra dia aorin'ny fisainana, ary ny fahaizana miady tsara no entonao miady. 3. Hanome saina anao sy hampianatra anao izay lalan-kalehanao Aho; hitsinjo anao ny masoko ka hanolo-tsaina anao Aho. 4. Fa Andriamaniny no manoro azy izay mety hataony, eny, Izy no mampianatra azy. 5. Mamelombelona ny fanahiko Izy; mitarika ahy amin'ny lalan'ny fahamarinana noho ny anarany Izy. 6. Ampandreneso ny famindramponao aho nony maraina, fa Ianao no itokiako; ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako, fa aminao no ananganako ny fanahiko. 7. Fa Zaza no teraka ho antsika, Zazalahy no omena antsika; ary ny fanapahana dia eo an-tsorony, ary ny anarany atao hoe : Mahagaga, Mpanolotsaina, Andriamanitra Mahery, Rain'ny mandrakizay, Andrian'ny fiadanana. 8. Fa raha tonga ny Fanahin'ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dalana anareo ho amin'ny marina rehetra Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly : (1) Ohabolana 24 : 6 (2) Ohabolana 20 : 18 (3) Salamo 32 : 8 (4) Isaia 28 : 26 (5) Salamo 23 : 3 (6) Salamo 143 : 8 (7) Isaia 9 : 5 (8) Jaona 16 : 13 Vatomandry 22 Novembra 2020 A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr   2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr   3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr   4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO :   / tsaranytompoisanandro   B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : [email protected] 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b   5. TWITTER :   / docrivolala   6. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina   7. FACEBOOK :   / rivolala.andrianantoavina   8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT

Mila manana faharetana ianao raha lalovam-pahoriana (Isaia 39.1-8 - Pasteur Razafiarison Emilien)
▶︎

Mila manana faharetana ianao raha lalovam-pahoriana (Isaia 39.1-8 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Fampianarana : NY FAHADIOVAMPO
▶︎

Fampianarana : NY FAHADIOVAMPO

Alahady 19 jolay 2026
▶︎

Alahady 19 jolay 2026

Tantara Malagasy - TODIN-DRANOMASO - (Tantara mitohy isan'andro ny RDB )ARAHO NY PEJY👍❤
▶︎

Tantara Malagasy - TODIN-DRANOMASO - (Tantara mitohy isan'andro ny RDB )ARAHO NY PEJY👍❤

Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)
▶︎

Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)

Marka 16: 15 - Fanamboarana fasana: izay mety sy tsy mety atao ho an'ny Kristiana
▶︎

Marka 16: 15 - Fanamboarana fasana: izay mety sy tsy mety atao ho an'ny Kristiana

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)
▶︎

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

Sakafom-panahy (1 Kor. 2: 12 - 16)
▶︎

Sakafom-panahy (1 Kor. 2: 12 - 16)

Aza manahy fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra (Filemona 1.1-14)
▶︎

Aza manahy fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra (Filemona 1.1-14)

💢Toriteny 21.08.22 Ny atao hoe FINOANA💢
▶︎

💢Toriteny 21.08.22 Ny atao hoe FINOANA💢

Backstage Telonohorefy Famonjena
▶︎

Backstage Telonohorefy Famonjena

Tsara ny mitoetra ao antranon'Andriamanitra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 61 : 1 - 8 )
▶︎

Tsara ny mitoetra ao antranon'Andriamanitra ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 61 : 1 - 8 )

Tantara malagasy - RAHA HANADINO AHO (Tantara  ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕
▶︎

Tantara malagasy - RAHA HANADINO AHO (Tantara ny Radio Don Bosco ) 👍❤ ARAHO NY PEJY TSIKA 💕

Vokatry ny Fanahy dia IRAY ihany dia FITIAVANA Gal 5
▶︎

Vokatry ny Fanahy dia IRAY ihany dia FITIAVANA Gal 5

Marka 16: 15- Manorina indray ny efa rava Andriamanitra
▶︎

Marka 16: 15- Manorina indray ny efa rava Andriamanitra

Jehovah hiady ho anao fa ianao kosa hangina (Genesisy 14.13-24 - Pasteur Razafiarison Emilien)
▶︎

Jehovah hiady ho anao fa ianao kosa hangina (Genesisy 14.13-24 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Mat. 5: 1-11)
▶︎

Marka 16: 15 - Toriteny Alahady (Mat. 5: 1-11)

MOFONAINA 09 Oktobra 2023  - 1 Kor 7/25-28
▶︎

MOFONAINA 09 Oktobra 2023 - 1 Kor 7/25-28

Fampaherezana Pst RATSARASAOTRA Paul (Andro 1)
▶︎

Fampaherezana Pst RATSARASAOTRA Paul (Andro 1)

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)
▶︎

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)