Rava ve ny fiainanao, miverena @ Jesosy fa hanangana ny rava eo @ fiainanao Izy (Salamo 79.1-13)

Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara HAIN’ANDRIAMANITRA NY ZAVATRA REHETRA 1. Fa ny zavatra rehetra dia hain'Andriamanitra." 2. "Aba, Raiko ô, ny zavatra rehetra hainao; esory amiko ity kapoaka ity; nefa aoka tsy ny sitrapoko anie no hatao, fa ny Anao." 3. "Izay zavatra tsy hain'ny olona dia hain'Andriamanitra." 4. "Tsy hain'ny olona izany, fa hain'Andriamanitra ny zavatra rehetra." 5. Fa tsy hisy tsy ho tanteraka ny teny rehetra ataon'Andriamanitra. 6. Raha manana finoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza ianareo ka hiteny amin'io tendrombohitra io hoe: Mifindrà ery, dia hifindra izy; ary tsy hisy tsy ho hainareo hatao." 7. Ny zavatra rehetra dia hain'ny mino." 8. Ary sambatra ianao izay nino; fa hefaina izay zavatra nampilazain'ny Tompo taminao. 9. "Tsy voalazako va fa raha mino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?" 10. Araka ny fikasan'Izay mahefa ny zavatra rehetra araka ny ankasitrahan'ny fony 11. Toy ny tsy ahafantaranao ny amin'ny alehan'ny rivotra, na ny amin'ny fitombon'ny taolana ao an-kibon'izay manan'anaka, dia toy izany no tsy ahafantaranao ny asan'Andriamanitra, Mpanao ny zavatra rehetra. 12. Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va ? 13. Lehibe amin'ny fisainana sy mahery amin'ny atao. Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly : (1) Marka 10 : 27 (2) Marka 14 : 36 (3) Lioka 18 : 27 (4) Matio 19 : 26 (5) Lioka 1 : 37 (6) Matio 17 : 21 (7) Marka 9 : 23 (8) Lioka 1 : 45 (9) Jaona 11 : 40 (10) Efesiana 1 : 11 (11) Mpitoriteny 11 : 5 (12) Genesisy 18 : 14 (13) Jeremia 32 : 19 **************************** MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr   2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr   3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr   4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :   / tsaranytompoisanandrodr   5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR   / hoavyikristyvononavehianaodr   CONTACT : 1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : [email protected] 3. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b   4. TWITTER :   / docrivolala   5. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina   6. FACEBOOK :   / docteurrivolala   7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20) QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Manome fotoana hibebahano ny Tompo ka aza mangataka andro havako ô (Genesisy 6.1-10)
▶︎

Manome fotoana hibebahano ny Tompo ka aza mangataka andro havako ô (Genesisy 6.1-10)

J162 - Juda vend son âme aux Assyriens - matin ☼
▶︎

J162 - Juda vend son âme aux Assyriens - matin ☼

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS
▶︎

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

Lahateny: VOASORATRA HO VELONA NY MINO (isan-taona Toby fanantenana 238)
▶︎

Lahateny: VOASORATRA HO VELONA NY MINO (isan-taona Toby fanantenana 238)

ADY HEVITRA : AFAKA MINAMANA VE ANDRIAMANITRA SY NY DEVOLY ?? [ Live Spécial avec RJL ] ...
▶︎

ADY HEVITRA : AFAKA MINAMANA VE ANDRIAMANITRA SY NY DEVOLY ?? [ Live Spécial avec RJL ] ...

Marka 16: 15 - Reraka ve ny fonao? Mivavaha
▶︎

Marka 16: 15 - Reraka ve ny fonao? Mivavaha

Toriteny 01/02/2026 | Matio 19 : 27-30 | Pasteur Edison Randriamalala
▶︎

Toriteny 01/02/2026 | Matio 19 : 27-30 | Pasteur Edison Randriamalala

Havako ô, zava-dehibe ny mifampivavaka satria ny vavaka manova zavatra (Kolosiana 1.1-14)
▶︎

Havako ô, zava-dehibe ny mifampivavaka satria ny vavaka manova zavatra (Kolosiana 1.1-14)

ALAHADY 07 JONA 2026 - KAONSERITRA 2026 - FIMPIZ FOIBE
▶︎

ALAHADY 07 JONA 2026 - KAONSERITRA 2026 - FIMPIZ FOIBE

Chaine d'Honnêteté - FAHAMARINANA --  IRAKO  Ammi , Mpitandrina
▶︎

Chaine d'Honnêteté - FAHAMARINANA -- IRAKO Ammi , Mpitandrina

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗
▶︎

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

ZANAKA MPANASA LAMBA - TANTARA RADIO TENY FIAINANA (Tantara Indray Miseho)
▶︎

ZANAKA MPANASA LAMBA - TANTARA RADIO TENY FIAINANA (Tantara Indray Miseho)

Aza matahotra ny ampitso ianao fa efa manomana zavatra tsara ho anao ny Tompo (Salamo 48.1-14)
▶︎

Aza matahotra ny ampitso ianao fa efa manomana zavatra tsara ho anao ny Tompo (Salamo 48.1-14)

Mangoraka ny marary ny Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Jaona 5.1-18 )
▶︎

Mangoraka ny marary ny Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Jaona 5.1-18 )

RAIKITRA NY FIFAMALINA MILA VONJY 🆚 SITENY SY FANIRISOA ERNAIVO
▶︎

RAIKITRA NY FIFAMALINA MILA VONJY 🆚 SITENY SY FANIRISOA ERNAIVO

Ety sy tery ny lalana
▶︎

Ety sy tery ny lalana

Video 40: FIFOHAZANA SY NY FIANGONANA
▶︎

Video 40: FIFOHAZANA SY NY FIANGONANA

Havako ô, matokia ny herin'Andriamanitra ianao fa aza miantehitra @ sampy (2 Mpanjaka 10.18-36)
▶︎

Havako ô, matokia ny herin'Andriamanitra ianao fa aza miantehitra @ sampy (2 Mpanjaka 10.18-36)

MIARA-MANONJA 10 Juin 2026 Live
▶︎

MIARA-MANONJA 10 Juin 2026 Live

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)
▶︎

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)