Manome fotoana hibebahano ny Tompo ka aza mangataka andro havako ô (Genesisy 6.1-10)
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MILA MIBEBAKA HIANAO 1. Tsy avy hiantso ny marina Aho, fa ny mpanota mba hibebaka. 2. Koa mibebaha ianareo, ka miverena hamonoana ny fahotanareo, mba ho avy izay andro famelombelomana avy amin'ny fanatrehan'ny Tompo, 3. Mibebaha, ary aoka samy hatao batisa amin'ny anaran'i Jesoa Kristy ianareo rehetra mba hahazo famelana ny helokareo; ary ianareo handray ny fanomezana, dia ny Fanahy Masina 4. "Mibebaha ianareo; fa efa akaiky ny fanjakan'ny lanitra." 5. Koa mibebaha amin'izao haratsianao izao, ka mangataha amin'ny Tompo, andrao mba havelany izay noheverin'ny fonao. 6. Koa tsarovy izay nitoeranao fony tsy mbola lavo, dia mibebaha, ka manaova ny asa voalohany; fa raha tsy izany, dia ho avy aminao Aho ka hamindra ny fanaovan-jironao hiala amin'ny fitoerany, raha tsy mibebaka ianao. 7. Fa raha tsy mibebaka ianareo, dia ho ringana tahaka azy koa ianareo rehetra. 8. Ary mba hotorina amin'ny anarany ny fibebahana sy ny famelan-keloka amin'ny firenena rehetra 9. "Efa nomen'Andriamanitra ny jentilisa koa ny fibebahana hahazoany fiainana." Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS CLES ireo ao @ Baiboly : (1) Lioka 5 : 32 (2) Asa 3 : 19 (3) Asa 2 : 38 (4) Matio 3 : 2 (5) Asa 8 : 22 (6) Apokalypsy 2 : 5 (7) Lioka 13 : 3 (8) Lioka 24 : 47 (9) Asa 11 : 18 ************************ MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : / tsaranytompoisanandrodr 5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR / hoavyikristyvononavehianaodr CONTACT : 1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : [email protected] 3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 4. TWITTER : / docrivolala 5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 6. FACEBOOK : / docteurrivolala 7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20) QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Tsy miafina @ Tompo ny zava misy eo @ fiainanao io ( Pasteur Razafiarison Emilien : Jaona 11.1-16 )

Aleva Honogno, Hommage à Dr JB 2014

La Véritable Histoire de Salomon — L'Histoire Complète | DOCUMENTAIRE

An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy ka omeny izay tiany omena azy (Genesisy 26.1-16)

NANDAO ANAO ELA AHO RAIKO O

Sakafom-panahy I Mpan. 13: 1 - 6

Te hahita fitahiana avy @ Tompo ve ianao ? Aoka ho masina ary ny fitondratenanao (Hebreo12.12-29)

Sokela Betsileo

Mofonaina 03 jona 2026 : Manome mihoatra lavitra ny angatahintsika ny Tompo (Efe 3,20)

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)

Ps Fahendrena - Sokafy ny lanitra

KAMALY-NANIGNENAKO( NOUVEAUTE GASY 2021) LYRICS

Havako ô, misy zavatra tokony hibebahanao ao matoa mandalo olana ny fiainanao (Salamo 44.1-16)

Mofonaina isan`andro anio Talata 29 Oktobra 2024. FJKM Ambohitantely,

AF 78 : "IAINO NY FINOAN'NY FO DIA AHITA ZAVA-MAHAGAGA IANAO" Antson'ny Fahendrena

Madio itony rano - Hira Katolika Malagasy

Lehilahy sambatra Pasteur Emilien Razafiarison

"What have you all done to our country?" - Alice Weidel - Bundestag

