Aza matahotra ny ampitso ianao fa efa manomana zavatra tsara ho anao ny Tompo (Salamo 48.1-14)
Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara AZA MANAHY NY HOAVY HIANAO 1. Aza manahy na inona na inona; fa aoka ny fivavahana sy ny fifonana mbamin'ny fisaorana no hoentinareo manambara ny fangatahanareo amin'Andriamanitra amin'ny zavatra rehetra. 2. Aza manahy ny amin'ny ainareo, dia izay hohaninareo na izay hosotroinareo, na ny amin'ny tenanareo, dia izay hotafinareo. 3. Apetraho aminy ny fanahianareo rehetra; fa Izy no miahy anareo (Salamo 55 : 22) 4. Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. 5. Fa fantatry ny Rainareo izay tokony ho anareo, raha tsy mbola mangataka aminy aza ianareo. 6. Fa Andriamanitro hahatanteraka izay rehetra tokony ho anareo araka ny hareny amin'ny voninahitra ao amin'i Kristy Jesoa. 7. Aza mirehareha ny amin'ny ho ampitso ianao; fa na dia ny havoaky ny anio aza tsy fantatrao. 8. Kanefa tsy mahalala ny ho ampitso ianareo. Inona moa ny ainareo ? Fa zavona ihany ianareo, izay miseho vetivety, dia levona. Fa aleo manao izao : Raha sitrapon'ny Tompo, ka velona izahay, dia hataonay izao na izany. 9. Izao no lazain'i Jehovah, ny Iray Masin'i Israely, dia ny namorona azy: "Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany. 10. Aoka tsy ho amin'ny fitiavam-bola ny toe-tsainareo, fa mianina amin'izay anananareo; fa hoy Izy: "Izaho tsy handao anao mihitsy na hahafoy anao akory" (Josoa 1 : 5). Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly : (1) Filipiana 4 : 6 (2) Matio 6 : 25 (3) I Petera 5 : 7 (4) Matio 6 : 33 (5) Matio 6 : 8 (6) Filipiana 4 : 19 (7) Ohabolana 27 : 1 (8) Jakoba 4 : 14 – 15 (9) Isaia 45 : 11 (10) Hebreo 13 : 5 **************************** MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR : / tsaranytompoisanandrodr 5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR / hoavyikristyvononavehianaodr CONTACT : 1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : [email protected] 3. LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 4. TWITTER : / docrivolala 5. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 6. FACEBOOK : / docteurrivolala 7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20) QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Te hahita fitahiana avy @ Tompo ve ianao ? Aoka ho masina ary ny fitondratenanao (Hebreo12.12-29)

Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)

Toriteny 31/05/2026 | Jaona 15:12-17 | Katekista Mirahoson Randriamalala

AMPIANARO AHO (Tantara ACEEM Radio) Tantara Malagasy

Marka 16: 15 - Aza miondrika loatra amin'io olana io fa mitraka dia ankafizo ny fiainanao.

Toriteny 01/02/2026 | Matio 19 : 27-30 | Pasteur Edison Randriamalala

Miomàna 237 : Aza manahy ny ampitso

Havako ô, aza kivy ianao @ io olana mahazo anao io fa hamonjy anao @ io ny Tompo (Jaona 5.1-18)

Nahoana Tompo o ? Nahafoy anay ve hianao ? (Pasteur Razafiarison Emilien - Salamo 74 : 1 - 11 )

Marka 16: 15 - Jesoa no Tomon'ny Fahefana rehetra, koa inona no atahoranao?

My dear friend, Jesus loved you so much that he died in your place on the cross (Romans 1:1-17)

Jehovah hiady ho anao fa ianao kosa hangina (Genesisy 14.13-24 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Fampaherezana anao izay enjehin'ny olona ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 109 : 1 - 20 )

Marka 16: 15 - Tsy maintsy hainao ireto tantara ireto vao hainao ny mamaky ny Testamenta Taloha

Tsy misy kisendrasendra ny zava miseho eo @ fiainan'ny zanak'Andriamanitra havako ô (Asa 27.1-12)

"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta

Havako ô, matokia ny herin'Andriamanitra ianao fa aza miantehitra @ sampy (2 Mpanjaka 10.18-36)

Famoha 25 Octobre 2023

Toriteny 01 septembre 2013

