Tsy misy kisendrasendra ny zava miseho eo @ fiainan'ny zanak'Andriamanitra havako ô (Asa 27.1-12)

Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro vokarin'ny Fikambanana Mpiara-mamaky ny Baiboly eto Madagasikara MAHASOA ANTSIKA NY ZAVATRA REHETRA NATAON'ANDRIAMANITRA 1. Ary fantatsika fa ny zavatra rehetra dia miara-miasa hahasoa izay tia an'Andriamanitra, dia izay voaantso araka ny fikasany rahateo. 2. Fa ny zavatra rehetra nataon'Andriamanitra dia tsara avokoa, ka tsy misy tokony holavina, raha raisina amin'ny fisaorana, satria hamasinin'ny Tenin'Andriamanitra sy ny Fivavahana izany. 3. Ny zavatra rehetra nataon'i Jehovah dia samy misy antony avokoa. 4. Fa Izaho mahalala ny hevitra iheverako anareo, hoy Jehovah, dia hevitra hahatonga fiadanana, fa tsy loza, mba hanome anareo fanantenana ny amin'ny farany. 5. "Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany. 6. "Izay ataoko dia tsy fantatrao ankehitriny, fa ho fantatrao rahatrizay." 7. Izany no nataony mba hizahany toetra azy; fa Izy nahalala ihany izay efa hataony. 8. "Tsy io lehilahy io no nanota, na ny ray aman-dreniny, fa ny hanehoana ny asan'Andriamanitra eo aminy. 9. "Tsy ho fahafatesana no anton'izany aretina izany, fa ny hampisehoana ny voninahitr'Andriamanitra, mba hankalazana ny Zanak'Andriamanitra." 10. Nefa tsy miova saina Izy, ka iza no mahasakana Azy ? Fa na inona na inona irin'ny fanahiny dia ataony. Eny, manatanteraka izay voatendry ho ahy Izy; ary zavatra maro toy izany no ao aminy. 11. Araka izay noheveriko no hatao aminy, ary araka izay nokasaiko no hotovina aminy. 12. Fa Jehovah, Tompon'ny maro, no efa nikasa, ka iza indray no hahafoana izany ? Ary ny tanany dia voahinjitra, ka iza no hampihemotra izany ? 13. Eny, hatramin'izany andro izany Izaho no Izy, ary tsy misy maharombaka amin'ny tanako; miasa Aho, ka iza moa no mahasakana izany ? 14. Aza mahatsiaro ny lasa, na misaina ny taloha. Indro, Izaho efa hanao zava-baovao, koa ankehitriny dia efa miposaka izany. 15. Izao no lazain'i Jehovah: Aza mandeha hiady amin'ny rahalahinareo, fa samia mody any an-tranony avy ianareo; fa avy amiko izao zavatra izao. 16. Fa Izy no niavian'izao zavatra rehetra izao, ary Izy no mihazona azy, sady Izy koa no antony; Izy anie no homem-boninahitra mandrakizay. Amena. 17. Ny zavatra rehetra samy manana ny fotoany avy, ary samy manana ny androny avy ny raharaha rehetra aty ambanin'ny lanitra: 18. Jehovah no nanome, ary Jehovah no nanaisotra; isaorana anie ny anaran'i Jehovah. 19. Moa ny soa ihany va no horaisintsika avy amin'Andriamanitra, fa tsy ny ratsy koa ? 20. Iza moa no miteny, ka dia mahatonga izany, raha tsy zavatra efa nodidian'ny Tompo ? Tsy avy amin'ny vavan'ny Avo Indrindra va no ivoahan'ny soa sy ny loza ? 21. "Iza moa no nanao ny vavan'ny olona ? Ary iza no mampahamoana, na mampaharenina, na mampahiratra, na mampahajamba ? Tsy Izaho Jehovah va? NOHO IZANY : 22. Misaora amin'ny zavatra rehetra; fa izany no sitrapon'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesoa ho anareo. (1) Romana 8 : 28 (2) I Timoty 4 : 4 – 5 (3) Ohabolana 16 : 4 (4) Jeremia 29 : 11 (5) Isaia 45 : 11 (6) Jaona 13 : 7 (7) Jaona 6 : 6 (8) Jaona 9 : 3 (9) Jaona 11 : 4 (10) Joba 23 : 13 – 14 (11) Isaia 14 : 24 (12) Isaia 14 : 27 (13) Isaia 43 : 13 (14) Isaia 43 : 18 – 19 (15) II Tantara 11 : 4 (16) Romana 11 : 36 (17) Mpitoriteny 3 : 1 (18) Joba 1 : 21 (19) Joba 2 : 10 (20) Fitomaniana 3 : 37 – 38 (21) Eksodosy 4 : 11 (22) I Tesaloniana 5 : 18 ***************************** MES 5 PAGES ÉVANGÉLIQUES : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PRÉFÉRÉS DR:   / mesversetsbibliquespreferesdr   2. MES ESPACES ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesespacesevangeliquesdr   3. MES VIDÉOS ÉVANGÉLIQUES DR :   / mesvideosevangeliquesdr   4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO DR :   / tsaranytompoisanandrodr   5. HOAVY KRISTY, VONONA VE HIANAO ? DR   / hoavyikristyvononavehianaodr   CONTACT : 1. TÉLÉPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : [email protected] 3. LINKED IN :   / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b   4. TWITTER :   / docrivolala   5. INSTAGRAM :   / rivolalaandrianantoavina   6. FACEBOOK :   / docteurrivolala   7. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JÉSUS VOUS AIME. (Gal. 2 :20) QUE DIEU VOUS BÉNISSE ABONDAMMENT (Déo. 28)

Afaka mihaona mivantana @ Tompo isika n'aiza n'aiza (Pasteur Razafiarison Emilien : Hebreo 8:1-13)
▶︎

Afaka mihaona mivantana @ Tompo isika n'aiza n'aiza (Pasteur Razafiarison Emilien : Hebreo 8:1-13)

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"
▶︎

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

FANAFA  - FON'DRENY 😍😍😍😍😍
▶︎

FANAFA - FON'DRENY 😍😍😍😍😍

Marka 16: 15 - Tsy misy kisendrasendra ao amin'Andriamanitra
▶︎

Marka 16: 15 - Tsy misy kisendrasendra ao amin'Andriamanitra

VIAVY ROZY (KAIAMBA Group)
▶︎

VIAVY ROZY (KAIAMBA Group)

MAHERY LANTO MANANDAFY NIVOAKA NY FONJA
▶︎

MAHERY LANTO MANANDAFY NIVOAKA NY FONJA

Video 40: FIFOHAZANA SY NY FIANGONANA
▶︎

Video 40: FIFOHAZANA SY NY FIANGONANA

Jehovah hiady ho anao fa ianao kosa hangina (Genesisy 14.13-24 - Pasteur Razafiarison Emilien)
▶︎

Jehovah hiady ho anao fa ianao kosa hangina (Genesisy 14.13-24 - Pasteur Razafiarison Emilien)

Havako ô, matokia ny herin'Andriamanitra ianao fa aza miantehitra @ sampy (2 Mpanjaka 10.18-36)
▶︎

Havako ô, matokia ny herin'Andriamanitra ianao fa aza miantehitra @ sampy (2 Mpanjaka 10.18-36)

NAHOANA NO TSY MAINTSY MINO AN'ANDRIAMANITRA MIRAY TELO ISIKA FA TSY ANDRIAMANITRA TELO IZAY IRAY ?
▶︎

NAHOANA NO TSY MAINTSY MINO AN'ANDRIAMANITRA MIRAY TELO ISIKA FA TSY ANDRIAMANITRA TELO IZAY IRAY ?

Inside the Mormon Secrets
▶︎

Inside the Mormon Secrets

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)
▶︎

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)

Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)
▶︎

Fiarovana mafy hoan'ny olony i Jehovah (Pr Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Zakaria 9:1-17)

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'
▶︎

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

Andriamanitra tsy mba diso izany mihitsy (186)
▶︎

Andriamanitra tsy mba diso izany mihitsy (186)

Fiarian-karena araka an"Andriamanitra
▶︎

Fiarian-karena araka an"Andriamanitra

Marka 16: 15 - Fantatrao ve ny atao hoe Filazantsara ry mpitory Filazantsara?
▶︎

Marka 16: 15 - Fantatrao ve ny atao hoe Filazantsara ry mpitory Filazantsara?

"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta
▶︎

"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta

Havako ô, Andriamanitra dia mahita ny fahoria'ny olony ka mamaly ny vavaka izay ataony (Eks 4.18-31)
▶︎

Havako ô, Andriamanitra dia mahita ny fahoria'ny olony ka mamaly ny vavaka izay ataony (Eks 4.18-31)

Etin'Andriamanitra hanehoany ny voninahiny eo @ fiainanao io ady atrehinao io (Salamo 60.1-12)
▶︎

Etin'Andriamanitra hanehoany ny voninahiny eo @ fiainanao io ady atrehinao io (Salamo 60.1-12)