Fampaherezana anao izay enjehin'ny olona ( Pasteur Razafiarison Emilien : Salamo 109 : 1 - 20 )
MANOATRA NOHO NY MPANDRESY ISIKA 1. Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin' ny alalan'Ilay tia antsika. 2. Fa isaorana anie Andriamanitra, Izay mitondra anay mandrakariva ao amin'i Kristy toy ny fanaon'izay avy nandresy 3. Efa nampandeha ny olona hanitsaka ny lohanay Ianao; nandeha namaky ny afo sy ny rano izahay; fa nitondra anay nivoaka ho amin'ny fitahiana mahatretrika Ianao. 4. Handroso eo alohanao Aho ary handravona ny mikitoantoana sy hanorotoro ny varavarana varahina ary hanapatapaka ny hidy vy; 5. Fantatro ny asanao (indro, efa nasiako varavarana mivoha eo anatrehanao, ka tsy misy maharindrina azy), fa manana hery kely ihany ianao ka nitandrina ny teniko ary tsy mba nandà ny anarako. Ireo Boky sy Toko ary ny Andininy ahitana ireo VERSETS ireo ao @ Baiboly : (1) Romana 8 : 37 (2) II Koritiana 2 : 14 (3) Salamo 66 : 12 (4) Isaia 45 : 2 (5) Apokalypsy 3 : 8 Vatomandry 31 Oktobra 2020 A). MES 4 PAGES FACEBOOK : 1. MES VERSETS BIBLIQUES PREFERES DR: / mesversetsbibliquespreferesdr 2. MES ESPACES EVANGELIQUES DR : / mesespacesevangeliquesdr 3. MES VIDEOS EVANGELIQUES DR : / mesvideosevangeliquesdr 4. TSARA NY TOMPO ISANANDRO : / tsaranytompoisanandro B). MON SITE EVANGELIQUE : https://caldenmadagascar.wordpress.com/ C). MES COORDONNEES ET MES RESEAUX SOCIAUX : 1. NUMERO TELEPHONE / WHATS APP : +261. 34.09.759.39 2. E- MAIL : [email protected] 3. ADRESSE : Vatomandry MADAGASCAR 4. LINKED IN : / doctor-rivolala-andrianantoavina-5199594b 5. TWITTER : / docrivolala 6. INSTAGRAM : / rivolalaandrianantoavina 7. FACEBOOK : / rivolala.andrianantoavina 8. PEARLTREES : http://www.pearltrees.com/rivolala 9. ASSOCIATION CALDEN : http://caldenmadagascar.blogspot.com/... JESUS VOUS AIME. QUE DIEU VOUS BENISSE ABONDAMMENT

Malagasy kristiana ve hianao sa Kristiana malagasy ? (Pasteur Razafiarison Emilien)

Nahoana Tompo o ? Nahafoy anay ve hianao ? (Pasteur Razafiarison Emilien - Salamo 74 : 1 - 11 )

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

Marka 16: 15 - Pornografia: Ny maha sampy azy, sy ny fomba hialana aminy.

"Ny famindram-pon'i Jehovah, araka ny bokin'Isaia faharoa (Isaia 40-55)

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

Toriteny Alahayd (Mat. 20: 20 - 23)

Afaka mihaona mivantana @ Tompo isika n'aiza n'aiza (Pasteur Razafiarison Emilien : Hebreo 8:1-13)

Mila manana faharetana ianao raha lalovam-pahoriana (Isaia 39.1-8 - Pasteur Razafiarison Emilien)

"Jesosy" pasteur Emilien Razafiarison

Mpandresy izay miaraka @ Tompo (Pasteur Razafiarison Emilien - Mana isanandro : Salamo 46 : 1 - 11)

ESORY NY FAHABOKANA EO @ FIAINANAO (Pasteur Razafiarison Emilien)

Marka 16: 15 - Tsy maintsy hainao ireto tantara ireto vao hainao ny mamaky ny Testamenta Taloha

"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta

Lehilahy sambatra Pasteur Emilien Razafiarison

Nahoana no nafoiny Jesosy?

Bondye pap kite anyen mal rivew _ Evangeliste Joseph Jacques Taylor

Ray aman-dreny mahay manabe sy miandraikitra ny zanany - Pst RAVELOSON Andriamamonjy Mickaël

Misy fahefana ny vavaka arahina finoana (Marka11.15-33 - Pasteur Razafiarison Emilien)

