Vonona aho Tompo hiaraka Aminao_Hira Katolika Malagasy
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy 1. Vonona aho Tompo hiaraka aminao Ka manolo-tena hofehezinao Tsy ny tena ihany no omeko izao Fa ny fo fanahy raiso anjakao Feo 1 : Raiso aho, Tompo ô, raiso ho anao Raiso fa omeko izao, zany fo fanahy, raiso anjakao Feo 2 : Raiso aho Tompo ô, hiaraka aminao He manolo-tena hofehezinao Tsy ny tena ihany no omeko izao Fa ny fo fanahy raiso anjakao Feo 3 sy 4 : Raiso aho, Tompo ô, raiso aho, raiso ho anao Tsy ny tena ihany no omeko izao Fa ny fo fanahy raiso anjakao 2. ‘Zao no fikasako izay irin’ny fo Ho mpanomponao, Tompo manan-jo Raha ny eto mantsy mety mora lo Fa ny teninao maro mpankatò 3. Raha avy ny fotoana zay hialako etý Hafoiko mantsy ity tany ity Ao i Jesoa Tompo zokiko arý Hovantaniko any raha miala etý 4. Raisonao ny foko raiso ka hetseho Ka ny fahotako, Tompo, mba koseho Ao ny herinao, Tompo, no hiseho Fo maniry Anao no entiko maneho 5. Vonona aho, Tompo, ho anao mandrakizay Ho anao irery, ho anao, ry Ray, Voadin'ny foko, ho doria izay, Hatreto ka any an-danitraany, tany andrasanay. 6. Vonona aho Tompo, hampanjaka anao, Ary koa hanitatra hatraiza hatraiza Ny fanjakanao, na inona hanjó, Raha mbola an-tan, ka tahio re.

Raiso aho, NOARA CHRISTIAN

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

FFPM 363 - Ry olo-mahantra

NIHITATRA ITY RAHARAHA HALA-JAZA

HANDROSO SA HIHEMOTRA? : Tantara gasy vaovao (RNM)#gasyrakoto #gasyrakoto

Hiravoravo amin’ny asanao zahay - Chorale Malgache

Hira Fiderana | Fampaherezana - Fanasitranana - Fiankohofana | Medley Malagasy

Antsa Hira Katolika_Vonona aho Tompo hiaraka Aminao

BEST OF CANTIQUE ZAFINDRAONY by SAOTRA SY DERA (Full Album Audio)

Ato amiko ny fanahy, fanahin'ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

32 Vonona aho Tompo Mpiandry Tobilehibe Ankaramalaza

Ô ry Tompo tia anay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Tompo ô mangovitra ny vava / Tsy mendrika izahay

Hira Fiderana | Fiankohofana | Evangelique Medley Malagasy | Vol 2

Ny fiverenan'ny Tompo - 1 (Ireo fijery telo lehibe)

Andro sambatra loatra - Aina sy Hery - Hira katolika

VONONA AHO TOMPO

Tompo o mangovitra ny vava ( Hira Katolika) It's Nathie

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

