Toriteny 01/03/2026 | Matio 16: 13-19 | Pasteur Edison Randriamalala
— Matio 16: 13-19 — Ary rehefa tonga tany amin'ny faritanin' i Kaisaria-filipo Jesosy, dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao hoe: Ataon'ny olona ho iza moany Zanak'olona? Dia hoy ireo: Hoy ny sasany: Jaona Mpanao-batisa; ary hoy ny sasany: Elia; ary hoy ny sasany: Jeremia, na anankiray amin'ny mpaminany. Ary hoy Jesosy taminy: Fa hianareo kosa manao Ahy ho iza ? Ary namaly Simona Petera ka nanao hoe: Hianao no Kristy, Zanak'Andriamanitra velona. Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Sambatra hianao, ry Simona Bar-jona; fa tsy nofo aman-dra no naneho anao izany, fa ny Raiko Izay any an-danitra. Ary Izaho milaza aminao koa: Hianao no Petera, ary ambonin'ity vatolampy ity no haoriko ny fiangonako; ary ny vavahadin'ny fiainan-tsi-hita tsy haharesy azy. Homeko anao ny fanalahidin'ny fanjakan'ny lanitra; ka na inona na inona fehezinao ety ambonin'ny tany dia hofehezina any an-danitra; ary na inona na inona vahanao ety ambonin'ny tany dia hovahana any an-danitra. ——————————————————————————————————————————— ➡ / flmparis

Toriteny 07/06/2026 | Lioka 12:13-21 | Pasteur Edison Randriamalala

Toriteny 31/05/2026 | Jaona 15:12-17 | Katekista Mirahoson Randriamalala

ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'

"Ny famindram-pon'i Jehovah, araka ny bokin'Isaia faharoa (Isaia 40-55)

Toriteny Jaona 17 : 1-8 - Dr Lalao Rakotomahanina

Prédication 01/03/2026 | Luc 7: 36-50 | Pasteur Laza Nomenjanahary

Aoka ho vonjena ho afaka @ ity taranaka maditra ity ianareo.

Toriteny 15/02/2026 | Lioka 18: 31-43 | Pasteur Edmond Raharijaonarivelo

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Toriteny Pentekosta 2026 | Jaona 15: 01-11 | Pasteur Edison Randriamalala

Toriteny 29/03/2026 | Jaona 12: 01-16 | Pasteur Edmond Raharijaonarivelo

🎼🎧🙏MEDLEY Hira FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 5) SPECIAL COVER

Toriteny : Jaona 17 : 9-17 , Dr Lalao Rakotomahanina

Toriteny 12/04/2026 | Jaona 21: 1-14 | Katekista Solofo Razafindrakoto

"MBOLA MIHAZONA NY FANAHY MASINA VE NY FIANGONANA?" Mpitandrina Irako ANDRIAMAHAZOSOA Ammi ta

Marka 16: 15 - Tsy mandao anao anaty sarotra izany ny Tompo.

Toriteny 11/01/2026 | Jaona 7: 14-18 | Pasteur Ernest Randriambololona

Prédication 29/03/2026 | Jean 12: 01-16 | Pasteur Laza Nomenjanahary

Toriteny | Apokalypsy 3: 1-6 | Dr Lalao Rakotomahanina

