Toriteny 07/06/2026 | Lioka 12:13-21 | Pasteur Edison Randriamalala
— Lioka 12:13-21 — Ary nisy anankiray teo amin'ny vahoaka nanao tamin'i Jesosy hoe: Mpampianatra ô, teneno ny rahalahiko mba hizara lova amiko. Fa hoy Izy taminy: Ralehilahy, iza no nanendry Ahy ho mpitsara na mpizara ao aminareo? Ary hoy Izy tamin'ny olona: Mitandrema, ka miarova tena mba tsy ho azon'ny fieremana ianareo; fa ny ain'ny olona tsy miankina amin'ny habetsahan'ny zavatra ananany. Dia nanao fanoharana taminy Izy ka nanao hoe: Ny tanin'ny lehilahy manan-karena anankiray nahavokatra be. Ary izy nihevitra tao am-pony hoe: Ahoana no hataoko, fa tsy manana fitoerana hamoriako ny vokatro aho? Ary hoy izy: Izao no hataoko: handrava ny trano fitehirizako aho ka hanao izay lehibebe kokoa, ary ao no hamoriako ny variko rehetra sy ny fananako. Dia hilaza amin'ny fanahiko hoe aho: Ry fanahy ô, manana fananana be voatahiry ho amin'ny taona maro ianao; mitsahara, mihinàna, misotroa, mifalia. Fa Andriamanitra kosa nanao taminy hoe: Ry adala, anio alina no halaina aminao ny fanahinao, ka ho an'iza izay zavatra noharinao? Toy izany izay mihary harena ho an'ny tenany ihany, nefa tsy mba manan-karena ny amin'Andriamanitra. ——————————————————————————————————————————— ➡ / flmparis

Toriteny 31/05/2026 | Jaona 15:12-17 | Katekista Mirahoson Randriamalala

Toriteny | Apokalypsy 3: 1-6 | Dr Lalao Rakotomahanina

FEAST OF HOLY ETCHMIADZIN- 07 JUNE, 2026- DIVINE LITURGY

Toriteny 01/02/2026 | Matio 19 : 27-30 | Pasteur Edison Randriamalala

❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

TeaTime: Steve Andriamasy (Epistolier) "Ny fibebahana tena marina"

Frequency Of God 963 Hz ✨ Attract Miracles, Divine Blessings & Deep Inner Peace In Your Life

VITA NY MOMBA SITENY , ESORINA TSY HO PAN I SITENY RAHA TSY FAHOTANA ( Nouveauté gasy 2026 )

🔴ትግራይ፡ መጥቃዕቲ ድሮናት//ጽምዶ፡ ነውጺ 4ኪሎ//ዳጋሎ፡ ጉድ ይገብር//06/06/2026#highlights

Toriteny 29/03/2026 | Jaona 12: 01-16 | Pasteur Edmond Raharijaonarivelo

Toriteny Pentekosta 2026 | Jaona 15: 01-11 | Pasteur Edison Randriamalala

ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

Toriteny : Jaona 17 : 9-17 , Dr Lalao Rakotomahanina

"The Fall of Megachurches: Why Joel Osteen's Lakewood Church is Collapsing"

Prédication 08/03/2026 | Luc 4: 31-37 | Pasteur Ernest Randriambololona

Prédication 03/05/2026 | Jean 17: 09-17 | Pasteur Laza Nomenjanahary

Toriteny 26/04/2026 | Romana 06: 03-07 | Pasteur Edison Randriamalala

Toriteny 12/04/2026 | Jaona 21: 1-14 | Katekista Solofo Razafindrakoto

