Toriteny 12/04/2026 | Jaona 21: 1-14 | Katekista Solofo Razafindrakoto
— Jaona 21: 01-14 — Rehefa afaka izany, dia niseho tamin'ny mpianatra indray Jesosy teo amoron'ny Ranomasin'i Tiberiasy; ary toy izao no nisehoany: Niaraka Simona Petera sy Tomasy, izay atao hoe Didymo, sy Natanaela, ilay avy tany Kana any Galilia, sy ireo zanak'i Zebedio ary mpianatra roa lahy hafa koa. Hoy Simona Petera taminy: Handeha hanarato aho. Hoy ireo taminy: Handeha hiaraka aminao koa izahay. Dia nandeha izy ka niditra an-tsambokely, ary tamin'iny alina iny dia tsy nahazo na inona na inona akory izy. Ary nony efa nazava ratsy ny andro, dia nitsangana teo amoron-dranomasina Jesosy, kanefa tsy fantatry ny mpianatra ho Jesosy izany. Dia hoy Jesosy taminy: Anaka, manan-kanina va ianareo? Dia namaly Azy hoe izy: Tsia. Ary hoy Izy taminy: Alatsaho eo amin'ny sisiny ankavanan'ny sambokely ny haratonareo, dia hahazo ianareo. Koa dia nalatsany izany, ka tsy zakany nakarina noho ny habetsahan'ny hazandrano. Ary hoy ny mpianatra izay tian'i Jesosy tamin'i Petera: Ny Tompo iry . Ary raha ren'i Simona Petera fa ny Tompo iny, dia nisikinany ny akanjo ivelany (fa tsy niakanjo izy), ka nirotsaka teo amin'ny ranomasina izy. Fa ny mpianatra sasany nandeha an-tsambokely ihany nisarika ny harato feno hazandrano; fa tsy lavitra ny tany izy, fa tokony ho roan-jato hakiho ihany. Raha vao nikatra teo an-tanety izy, dia nahita afon'arina teo sy hazandrano teo amboniny ary mofo. Hoy Jesosy taminy: Analao hazandrano amin'ireo vao azonareo teo. Dia niakatra Simona Petera, ka nosarihany ho eo an-tanety ny harato feno hazandrano vaventy, telo amby dimam-polo amby zato; ary na dia be tahaka izany aza izy, dia tsy triatra ny harato. Hoy Jesosy taminy: Avia hisakafo. Fa tsy nisy mpianatra sahy nanontany Azy hoe: Iza moa Hianao? satria fantany ihany fa ny Tompo Izy. Ary tonga Jesosy, dia nandray ny mofo, ka natolony azy, dia vao ny hazandrano indray. Izany no fanintelon'ny nisehoan'i Jesosy tamin'ny mpianatra, rehefa nitsangana tamin'ny maty Izy. ——————————————————————————————————————————— ➡ / flmparis

Toriteny 07/06/2026 | Lioka 12:13-21 | Pasteur Edison Randriamalala

Toriteny | Apokalypsy 3: 1-6 | Dr Lalao Rakotomahanina

John Mearsheimer & Sergey Karaganov: Atomschlag auf Europa zur Wiederherstellung der Abschreckung

Strange Things Happening Right Now Around the World | One In a Billion Moments In Nature

Toriteny 15/02/2026 | Lioka 18: 31-43 | Pasteur Edmond Raharijaonarivelo

Toriteny 31/05/2026 | Jaona 15:12-17 | Katekista Mirahoson Randriamalala

FOTOAM-BAVAKA MIVANTANA | Tsiory ANDRIAMAHEFA | ALAHADY 14 JONA 2026 | @9H30

Cérémonie de bienvenue du pape #LéonXIV au Palais royal de Madrid #PapeenEspagne

How Noah's Ark Was Designed — Biblical Engineering

🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

At 72, Brigitte Macron FINALLY admits what we all suspected

Toriteny Jaona 17 : 1-8 - Dr Lalao Rakotomahanina

Peaceful Adventist Hymns Instrumental | SDA Prayer Music for Bible Study, Rest & Worship (1 Hour)

"Ny famindram-pon'i Jehovah, araka ny bokin'Isaia faharoa (Isaia 40-55)

Ianareo no vavolombeloko 16 juin 2019

They Thought He Looked Like Jesus… The Song that BROKE EVERYONE IN TEARS | AGT 2026

Prédication 01/03/2026 | Luc 7: 36-50 | Pasteur Laza Nomenjanahary

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Toriteny 11/01/2026 | Jaona 7: 14-18 | Pasteur Ernest Randriambololona

