Eny sambatra tokoa_Hira Katolika Malagasy
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy (Sal. 111) 1 Eny sambatra tokoa, fa ho voky valisoa 'Zay matahotra anao, Tompo. Aleloia, Dera ho anao, ry Tompo tsara fo 'Zay nahary ny zava-drehetra. 'Zahay zanakao miara-miventy hoe: Voninahitra ho anao. 2 Ny taranany hahery, izy koa tsy ho very Raha tia anao, Tompo. 3 Na dia misy mpankahala, izy koa mahalala Fa arovanao, Tompo. 4 Fiadanana mateza, lova tsara sady ngeza No miandry azy, Tompo.

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Malok'ila 6 / Enfin Je pars!

Ô ry Tompo tia anay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

ALAHADY 07 JONA 2026 - KAONSERITRA 2026 - FIMPIZ FOIBE

MPAMAFY AN’I KRISTY: Mankasitraka

APL Madagascar - Tonga nizara ny mofo Ianao

Mahasambatra kokoa ny manome nohon'ny mandray_Hira Katolika Malagasy

Toriteny Nenilava (ampahany1)

hay ve ny fiainana manova ny fisainana raveloson arivonimamo

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Ny Fonao, ry Jesoa ô_Hira Katolika Malagasy

FITIA LALIMPAKA 2 Film Malagasy

Medley Hira Fisaorana

They Thought He Looked Like Jesus… The Song that BROKE EVERYONE IN TEARS | AGT 2026

TANTARA MALAGASY - FA OLONA INONA ARY IRETO (Tantaran'i VIVA RADIO) Tantara Lava

Ndi uwawe Nyagasani Yezu - Chorale Nyampinga (Lyrics)

Ô Ray ô, inty aho Vonona_Hira Katolika Malagasy

Sambatra izay matahotra ny Tompo

Ry Tompoko ilay endrikao re no mahafinaritra ahy_Hira Katolika Malagasy

