Ny Fonao, ry Jesoa ô_Hira Katolika Malagasy

Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy 1 Ny Fonao, ry Jesoa ô, No anjara lovako Sy fonenako tokoa. Misofaka re, ry Fo masina, Mba hidirako sy honenako, Fa ianao no rovako. 2 Mba henoy, ry Jesoa ô, 'Zao antson'ny foko izao: Honina ao an-tranonao. 3 Mba ekeo, ry Jesoa ô, 'Zao faniriako izao: Ny hitoetra an-danitrao.