NY TOLOTRAO NO TENA FITIA Tonony / FeoPère Augustin Rakotonomenjanahary
👉🎁 • Satria tiako ianao Maria (Hira fihobiana a... 1- Tompo ô, atolotray Anao ny fonay mba ho iray Tolory fitia toy ny Anao ka hamasino re Mba hahery hamakivaky ny onjam-piainana Ny tolotrao e no tena fitia, Fitia maharitra ho doria Mba raiso re, raha sitrakao Raiso ry Ray ô, mandrakizay Mba raiso re, raha sitrakao Raiso Ray ô, mandrakizay 2- Tompo ô ambaranay Anao 'zato fikasanay Ity mofo ‘zay atolotray: ho Vatanao re Ka vokiso ny Fitiavanao izany fiainanay Ny tolotrao e no tena fitia, Fitia maharitra ho doria 3- Tompo ô apetraka Aminao ny ahiahim-ponay Ato anatin’ny divay izay hiova ho Rànao re ! Fenoy ny famindram-ponao ny fiainanay ety Ny tolotrao e no tena fitia, Fitia maharitra ho doria

▶︎
Tompo ô mangovitra ny vava / Tsy mendrika izahay

▶︎
❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

▶︎
Chants de la Solennité du Saint-Sacrement | Adoration du Très Saint Sacrement

▶︎
TENA BABO

▶︎
Saotra sy dera | Fihirana Zafindraony | Hira Fiderana Malagasy

▶︎
ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

▶︎
Miantso anao _Hira katolika (Odet & Valerie)

▶︎
FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

▶︎
Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

▶︎
MITOTO VARY DIAVOLANA. Rakitsary R'imbosa XV (15 taona). Production Scoop Digital. 2014.

▶︎
MITOERA ETO AMIKO RY JESOA BE FITIAVANA / CHORALE ANTSAN' NY TRINITE MASINA

▶︎
Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

▶︎
Tantara Malagasy - DALILÀ (Tantara Radio Don Bosco) Tantara Indray Miseho

▶︎
Ny Sakelidalana - "Eo ambony ankalankeliko"

▶︎
vavaka hariva katolika

▶︎
ANTSAN KIRA FIDERANA 'GROUPE LAURENT RAKOTOMAMONJY'

▶︎
Ho fitiavana aho HIRA KATOLIKA (It's Nathie)

▶︎
Tompo ô! mangovitra ny vava

▶︎
Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

▶︎
