πππππππ - ππππ-ππππππππ (Album "Bandy Akama" / Do Sol & Be Mozik - 2004)
Fa tsy zanakβalika io Tsy zanakβadala Fa zana-pokonolo Tsy nandalo akanin-jaza Tsy nandalo sekoly Fa tonga de olo, Milaza ho mahavita tena, Sy mahavelon-tena Ary mahagaga mihitsy fa io tsy mitsitsy Tsy mahalala A,B,D, tsy mahay mamaky teny Nefa mahita vola Tsy mandroba ny ao an-tanana io Tsy mandroba ny akamakama Fa vahiny mandalo no ataony fairano Ny asa mba tiany sy izay mba niriany Dia ny hanao mpihira na hanao miaramila Nefa sarotra ihany no ahavitany anβizany Hatreto aloha de mamaky sinoa Rehefa tsisy karama de mandroba karana Any aminβi lery any ny kadasitry Tsaralalana Rehefa hanaja ny baiko io dia toy ny boloky Rehefa hanao fetsifetsy io dia mahay misoloky Kelikely mahia fa hay RΓ΄sanaly Nisy andro nahaory anβio, Fa tsy nisy na inona na inona Dia nisy nangala teto, Fa hametraka barazy any Barikavily Niakatra fitsarana io nisy fotoana Fa navotsotry ny mpanao lalana, Satria tsy ampy taona Dia nalefa teny Ambohidratrimo, Teny aminβny zaza maditra Fa vao maika nitrifana vao maika niridana, Fa nahazo ekipa βLay andian-jatovo lasa andian-jiolahy Kanjo tratranβny pra Tsy nandalo Antanimora, tsy nandalo Nosilava Avy hatrany de Tsiafahy Dia nivoaka an-gazety, hatraminβny internet Fa iaraha-mahalala βty tany tan-dalana Tsy te-hahalala izay mihoa-pefy Izay manao ny tsy mety Nefa anieβ¦ Tonony sy feony : SamoΓ«la RASOLOFONIAINA

πππππππ - π ππππ πππππππππ (Official Clip Video - Album "Bandy Akama" / Be Mozik! & Do Sol - 2004)

πππππππ & ππππππππ π²π¬ ππππ πππ πππππ (Be Mozik 2006)

TSOTA - TSY TAZANA (Official Video 2026)

πππππππ - ππππππ (Album EFA SY DIMY / Studio MARS 2001)

Samoela - Folaka ihany

πππππππ - πππππππππ (Album : BANDY AKAMA / Be Mozik & Do Sol - 2004)

πππππππ (Feat. Rakoto Frah & 18,3) - π ππππ ππππππππ (Album Audio MANATOSAKA / Studio MARS 1999)

BOLO - Ravitoto (Official Video)

0248 TZ - Samoela (Version originale Album Mampirevy)

πππππππ - ππππππππ (VidΓ©o Clip - Be Mozik 2023)

Samoela - Fitia Zisitoara

Kofa tia

πππππΜππ - ππππ ππππππ π²π¬ (Official Video Clip - Album 'TY / Be mozik! 2007)

THEO RAKOTOVAO - IMPIRY

Princio - Omeo sopapa ( Tononkira / Lyrics )

SAO DIA ATAON'IALAHY HOE Mahaleo Live @ Olympia

Spydee - Tsy mila hafa (Official music video HD)

Iny havako iny

SAMOELA & MANOU - MALALA (Live ZARA-REVY - Stade Malacam 2025)

