πππππππ & ππππππππ π²π¬ ππππ πππ πππππ (Be Mozik 2006)
A/C : SamoΓ«la RASOLOFONIAINA / Raboussa Prise de son: Be Mozik! Studio et Talenta Velona ZAZA TSY TIANA Accident teny am-pandriana Tratranβny vohoka tsy niriana Nanala zaza tsy nety nariana Lasa niteraka, zaza tsy tiana Ianao izao nilaza hoe, zonβny ankizy Nefa hatrizay aho, tsy afa-krizy Dada tsy koty, bofy tsy kopy Zaza maditra aho, zaza mitoky Miova dada aho isanβandro Raha mety ny tsena, dia isanβora Milaza hoe, ketrika rabofinay Mivarotra derika anefa no hetsika Tsy mba mifendro aho, tsy anki-taraina Raha vao mikozy eo aho, voanβny teha-maina Aleoko mifitsaka ambany fandriana Maheno mikiaka aho fa tsy asiako sira Omenao tsiny ve izahay fa nahavita adalana Nanolan-jaza tsy ampy taona, nandika lalana Nefa mety tsy hoatrβizao izahay raha teo I dada sy I mama Ampangaina toa jiolahy, tafakatra fitsarana Vetivety monja, dia tonga teny am-ponja Ny arabe no nitaiza, ny lalana no nitondra Ny fiaraha-monina nandositra, tsy te-hahalala Tsisy fanantenana, mba iaza ianao re ry mama Refrain: Fa raha ompa sy lasa Dia fiainanay izany ry mama oh! Raha vono sy lako Zakanay izany madama oh! Raha fonja sy gadra Efa hitanay izany ry akama Fa ny fitiavana sisa no mampitsiriritra Lasa ny andro, nitombo ny taona Raha vao tsisy sosy βty lazainy fa poma Raha be be saina βty dia mba misoloky Raha be be sandry βty mangaro-paosy Ity fianana ity anie ka feno herisetra Ny kianja malalaka, tsy misy fepetra Ny tsy mahay daomy, manano gretra Ny revy, tsy revy, tsy misy fepetra Nifoka jamala aho, Nanolan-jaza Rehefa tsy faly aho, mivazavaza Ny tao an-tanana moa efa tsy gaga Fa hoe: zaka normal, raha toa ka migadra Teny Anjanamasina aho, vao tonga saina Hoe: Zaka tsy nampoizina, sa zaho no voahozona Ny maraina mifoha aho, kekerinβny nenina Ny hariva hatory aho, latsainβny penina Oh! Ry dada, oh! Ry mama, mba hajao ny zonay Omeo hasina, fitiavana ihany izahay Ilay hetahetanay henoy, ary aza asiana teny ratsy Ilay zo hianatra, sy hitafy Fa raha tsy izany izahay higafy Oh! Ry mpiara-monina, za mody ialana pa Mba jereo ny momba ahy, far aha tsy izany aho midegah Mba jereo ilay bandikely, fa za avela hikodia Sao dia lasa adaladala aminβilay maina, sy ilay pi eh! Tonony sy feony : Samoela RASOLOFONIAINA

LIVE πππππππ #BESOHERINA_FESTIVAL (Part.2)
![18.3 -PARADISA ( Clip 1998 ) (VIDEO REMASTERED ) [ MΓ©llow Manitra Archives ]](https://i.ytimg.com/vi/chBAr8YGN2I/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLDxmkXKktT5L0l2G70-qegl_bF-3w)
18.3 -PARADISA ( Clip 1998 ) (VIDEO REMASTERED ) [ MΓ©llow Manitra Archives ]

Efa voatondro

πππππππ - πππππππππ (Full Album Audio / Studio MARS 1997)

18.3 - DA FETY BE Medley 2026

Zay & Reko - Tsy miova & Anao ny Anao (Live CCI 2026), Valiha Studio

KRUTAMBULL-FITIAVANA MAMPITOGAIGY

πππππππ - π ππππ πππππππππ (Official Clip Video - Album "Bandy Akama" / Be Mozik! & Do Sol - 2004)

Milly Clement - Banja Malalaka (Album Complet)

πππππππ - ππππ ππππ (Unplugged 2021 . Sehatra.Com)

πππππππ - πππ πππππ - πππππππ π²π¬ ππππ ππ ππππ ππππππ (Medley 2023)

PRINCIO Izy 4 M'tsam new prody 2012

LIVE πππππππ #BESOHERINA_FESTIVAL (Part.1)
![RABOUSSA - Mpandresy Ambonin'ny mpandresy [ Misy Kozy Kozy am Farany ] ( Official Audio )](https://i.ytimg.com/vi/kGGK6aE8la4/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEjCNACELwBSFryq4qpAxUIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAE=&rs=AOn4CLA2uPySOPcVLlF9awai73NbjYxi8A)
RABOUSSA - Mpandresy Ambonin'ny mpandresy [ Misy Kozy Kozy am Farany ] ( Official Audio )

Samoela - Folaka ihany

Ampindramo - Mika sy Davis

πππππππ (Feat. Rakoto Frah & 18,3) - π ππππ ππππππππ (Album Audio MANATOSAKA / Studio MARS 1999)

BEST SLOW OF BABAIQUE (VIDEO COMPILATION)

Raboussa - Mandrapihaona (Clip officiel 2025)

