Tsapako fa tia ahy Ianao Jesoa_Hira Katolika Malagasy

Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy Tsapako fa tia ahy Ianao Jesoa Sy namindranao fo Koa inty mijoro eto izao mamaly ny antsonao Tsapako fa tia ahy Ianao Jesoa Sy namindranao fo Koa inty mijoro eto izao Fa miantso ahy Ianao Avia ka zahao, mitoera amin'ny Fitiavako Avia ka zahao, mirosoa ka matokia Jesoa ô, Faly aho Fa Ianao no nifidy ahy Ka manentana ahy isan'andro Hanambara ilay fitia Jesoa ô, Faly aho Fa Ianao no nifidy ahy Hitory Anao n'aiza n'aiza amin'ireo tsy mahalala Anao satria... Jesoa ô, Ireo harena maro mora lò Marefo ny eto an-tany afoiko noho Ianao Jesoa ô, Faly aho Fa manana Anao, Ianao ihany no tena soa Fianako mandrakizay satria... Jesoa ô, ny tanjoko anio Dia ny ho tia Anao mandrakizay Matoky aho, sambatra aho Fa manana Anao Jesoa ô, ny tanjoko anio Dia ny ho tia Anao mandrakizay Inty aho manolo-tena ho Anao mandrakizay satria...