Moa ve tia ahy ianao

馃憠聽聽聽鈥⒙燦atsangan'聽Andriamanitra聽ny聽Tompo!聽聽 Fihirana Vaovao p. "170 Vavaka sy Hira p. "773 Fihirana Hasina p. "115 Fihirana Dera p. "281 Moa ve tia ahy ianao Ka ho vonona hamahana ireo zanak鈥檕ndriko ? Eny, Tompo 么, fantatrao fa tiako Ianao Ianao mahalala ny zavatra rehetra Tompo 么 Ka fantatrao tokoa fa tiako ianao Na mafy dia mafy ary sarotra ny adidy iantsorohako Ho toky maharitra ny fitiavako anao Nirinao hatrany aho ary mamiko ianao Moa ve tia ahy ianao Ka hiambina ny ondriko amin-kerim-po tokoa ? Eny, Tompo 么, fantatrao fa tiako Ianao Moa ve tia ahy ianao Ka hitondra ny reniondriko amin鈥檔y lalam-pahendrena ? Eny, Tompo 么 fantatrao fa tiako Ianao