Aza maniry loza - Angano malagasy
Anganon'ny Ntaolo - Contes de Madagascar - Charles Renel - 1910 #nylovamalagasy #andrianikonytaniko ********************************************* Ny angano malagasy dia nampitaina araka ny lovantsofina tamin’ireo taranaka fara mandimby. Taloha dia ny raibe sy ny renibe no nitantara an'izany tamin'ireo zafikeliny. Taty aoriana anefa dia nisy ireo mpanoratra nanangona sy nandika ireo angano anaty boky. *********************************************** Ny Lova Malagasy dia natao ho an'ny ankizy sy ny lehibe ihany koa. Ny tanjona dia ny hizara, hampiroborobo ary hampitoetra ny kolontsaina malagasy amin'ny ankizy sy ny olon-dehibe amin'ny alàlan'ny angano sy ny arira, hiran’ny ankizy ary ireo fitaovana hafa koa afaka ampitaina ny fahalalana ankapobeny. Tianay ny hampahafantatra ny ankizy malagasy na ny lehibe ihany koa n’aiza n’aiza misy azy, ireo kolontsaina ireo mba tsy ho very ny fototra niaviany. Anisan’ny tanjona koa ny fizarana izany ho an’ny rehetra mba hahafantaran’izy ireo ny zava-kantotsika malagasy. Zava-dehibe ny fanabeazana sy ny fampitaina ny kolontsaina ary indrindra ny fanandratana ny lovantsika malagasy #andrianikonytaniko.

Ilay hoditra omby, niova omby - Angano malagasy

AMBOHITRAKOHOLAHY

Samy Gaigy - Ankamantatra (Comedie Malagasy)

GOTHLIEB : Le Vrai ! de l'économie à l'humour, un parcours hors du commun

Gadra lava part.I (short animation 3d)(dessin animé gasy)

Mix Comptines malgaches

Ny niavin'ny vary - Angano malagasy

RANGORY- Tantara Malagasy (Tantara RDB)

Bob Tobias : Rehefa ny fitaovam-piasana no fototrin’ny olana 😞

NIVOAKA NY ZAVATRA TSY FANTATR’OLONA , GRAVE NY ZAVA-MISY ( Nouveauté gasy 2026 )

Aleo maty toy izay menatra olona - Angano malagasy

Zanak’Iarivo : Tantara gasy vaovao (Fivoarana) #gasyrakoto

Miora sy ilay kiraro menamena

NY ATAON'NY MPIANATRA REHEFA NIVOAKA NY RESULTAT BACC ! - Alvin Le Comedien

Ilay zazavavy miavonavona - Angano malagasy

DEDEKELY Film Malagasy

Les rizières de Marovoay

Mahaleo Paris/Savigny le Temple 2012

vonjy(akoho mena volo)

