Ilay zazavavy miavonavona - Angano malagasy
Contes populaires malgaches - Gabriel Ferrand - 1893 #nylovamalagasy #andrianikonytaniko ********************************************* Ny angano malagasy dia nampitaina araka ny lovantsofina tamin’ireo taranaka fara mandimby. Taloha dia ny raibe sy ny renibe no nitantara an'izany tamin'ireo zafikeliny. Taty aoriana anefa dia nisy ireo mpanoratra nanangona sy nandika ireo angano anaty boky. *********************************************** Ny Lova Malagasy dia natao ho an'ny ankizy sy ny lehibe ihany koa. Ny tanjona dia ny hizara, hampiroborobo ary hampitoetra ny kolontsaina malagasy amin'ny ankizy sy ny olon-dehibe amin'ny alàlan'ny angano sy ny arira, hiran’ny ankizy ary ireo fitaovana hafa koa afaka ampitaina ny fahalalana ankapobeny. Tianay ny hampahafantatra ny ankizy malagasy na ny lehibe ihany koa n’aiza n’aiza misy azy, ireo kolontsaina ireo mba tsy ho very ny fototra niaviany. Anisan’ny tanjona koa ny fizarana izany ho an’ny rehetra mba hahafantaran’izy ireo ny zava-kantotsika malagasy. Zava-dehibe ny fanabeazana sy ny fampitaina ny kolontsaina ary indrindra ny fanandratana ny lovantsika malagasy #andrianikonytaniko.

Takelaka mainty - Tantara VIVA Radio

Miora sy ilay kiraro menamena

Ilay ramatoa tenda-kanina - Angano malagasy

HAVOTAFO DU 19 AVRIL 2020 BY KOLO TV

ANGANO MALAGASY SY TANTARA NOFORONINAIDAMA SY IHOVA

Ny nanahary Örera

Ilay ora faha-9 faran’ny valifatin’angatra ( Rdb) #gasyrakoto

GOTHLIEB : Le Vrai ! de l'économie à l'humour, un parcours hors du commun
![Afo ny fitiavana : [Rdb] #gasyrakoto](https://i.ytimg.com/vi/JheG6vvx-8c/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4EgALoAooCDAgAEAEYfyAlKBYwDw==&rs=AOn4CLC0BhER9DrT5JLlPaZQIJwtGRvRgg)
Afo ny fitiavana : [Rdb] #gasyrakoto

Ireo mpangalatra - Angano malagasy

Printsesy roa ambin'ny folo vavy (12 dancing princess)

Tantara Malagasy - MISY TAMBINY (Tantaran'i Aceem Radio) Tantara Indray Mihaino
![Sasa-miandry ahy ny vadiko: [Rdb] #gasyrakoto](https://i.ytimg.com/vi/w9BsNaWLyUY/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwE9CNACELwBSFryq4qpAy8IARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAHwAQH4Af4EgALoAooCDAgAEAEYPCBcKGUwDw==&rs=AOn4CLAaCq9MAEHTpx3VpUaYBAh748vKcg)
Sasa-miandry ahy ny vadiko: [Rdb] #gasyrakoto

AMBOHITRAKOHOLAHY

Diso faty: Tantara Viva Radio

Abourka 3 teny gasy

Tantara Malagasy HIAKAN JAZAVAVY Tantaran'ny Radio RDB Tantara Indray Mihaino

Ny lamboresy na ny niavin'ny kisoa - Angano malagasy

ilay kasety voahozona: Tantara Kolo fm #tantara

