Ilay hoditra omby, niova omby - Angano malagasy
Anganon'ny Ntaolo - Contes populaires malgaches - Gabriel Ferrand - 1893 Ny tantaran'i Tsangarira sy izy mirahavavy vadiny #nylovamalagasy #andrianikonytaniko ********************************************* Ny angano malagasy dia nampitaina araka ny lovantsofina tamin’ireo taranaka fara mandimby. Taloha dia ny raibe sy ny renibe no nitantara an'izany tamin'ireo zafikeliny. Taty aoriana anefa dia nisy ireo mpanoratra nanangona sy nandika ireo angano anaty boky. *********************************************** Ny Lova Malagasy dia natao ho an'ny ankizy sy ny lehibe ihany koa. Ny tanjona dia ny hizara, hampiroborobo ary hampitoetra ny kolontsaina malagasy amin'ny ankizy sy ny olon-dehibe amin'ny alàlan'ny angano sy ny arira, hiran’ny ankizy ary ireo fitaovana hafa koa afaka ampitaina ny fahalalana ankapobeny. Tianay ny hampahafantatra ny ankizy malagasy na ny lehibe ihany koa n’aiza n’aiza misy azy, ireo kolontsaina ireo mba tsy ho very ny fototra niaviany. Anisan’ny tanjona koa ny fizarana izany ho an’ny rehetra mba hahafantaran’izy ireo ny zava-kantotsika malagasy. Zava-dehibe ny fanabeazana sy ny fampitaina ny kolontsaina ary indrindra ny fanandratana ny lovantsika malagasy #andrianikonytaniko.

Ny lamboresy na ny niavin'ny kisoa - Angano malagasy

Fara 2 maso (1 2 3 eye nadika t@ teny gasy)

16 CREATIVE DRAWING HACKS

Iny hono izy ravorombazaha - Comptine malagasy - RedLand Collectif

Tom & Jerry | A Bit of Fresh Air! | Classic Cartoon Compilation | @WB Kids

Ny voalavo sy ny saka - Angano malagasy

Máquina Expendedora de Sandía Colorida 🍉 Dibujos Animados Divertidos para Niños

Ifaramalemy sy Ikotobekibo - Angano malagasy

Вспоминаем лучшие серии четвертого сезона | Смешарики 2D. Сборник 2026!

Giftschlange im Rucksack | Reportage für Kinder | Nina und die wilden Tiere

Tsiantsiva sy ny mpanompony - Angano malagasy

Miora sy ilay kiraro menamena

Ny lambo sy ny tanalahy - Angano malagasy

Tom & Jerry | Tom & Jerry in Full Screen | Classic Cartoon Compilation | WB Kids

Lola La Vache - Comptines pour Bébé | Little Angel Français
![NHỮNG CUỘC PHIÊU LƯU HÀI HƯỚC NHẤT CỦA SHAUN 🐑😂🥳 | Shaun the Sheep [ViệtNam]](https://i.ytimg.com/vi/F0Gjyi4HmNs/hqdefault.jpg?sqp=-oaymwEnCNACELwBSFryq4qpAxkIARUAAAAAGAElAADIQj0AgKJDeAG4AvMY&rs=AOn4CLAX-CtNnQdZTpjBzA5XNzvYMU9ZoQ&usqp=CCY)
NHỮNG CUỘC PHIÊU LƯU HÀI HƯỚC NHẤT CỦA SHAUN 🐑😂🥳 | Shaun the Sheep [ViệtNam]

Relax With Cute Animals of Land & Sea 🎶 | 1.5 Hours | Incredible Animal Journeys | @natgeokids

Printsesy roa ambin'ny folo vavy (12 dancing princess)

CGI Animated Short Film: "The Box" / La Boîte by ESMA | CGMeetup

