HO FITIAVANA AHO (Tarigetram-piainan'i Masimbavy Thérese de l'Enfant Jesus)
👉👉 • Satria tiako ianao Maria (Hira fihobiana a... 1- Tsy manam-paniriana lehibe afa-tsy ny hitia aho Dia ny hitia hatramin’ny ho fatin’ny fitiavana Aleoko lavitra ny andro lavan’ny fandavan-tena Satria i Kristy no fiainako sy hany fitiavako Ho fitiavana ao am-pon’ny Fiangonana aho Ho fitiavana ao am-pon’ilay Reniko aho Ho fitiavana ao am-pon’ny Fiangonana aho Ho fitiavana ao am-pon’ilay Reniko aho 2- Ianao ihany, ry Jesoa, no mahafaly ny fanahiko Satria ity foko ity dia te-hitia anao ho doria Tsy manenina aho nanolo-tena tamin’ny Fitiavanao Tsy nikaroka afa-tsy ny fahamarinanao

▶︎
Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

▶︎
Tompo ô mangovitra ny vava / Tsy mendrika izahay

▶︎
VLM ANDAKABE_-_ho amintsika anie ny tompo nouveauté clip(2K26)

▶︎
❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

▶︎
MPAMAFY AN’I KRISTY: Mankasitraka

▶︎
Miantso anao _Hira katolika (Odet & Valerie)

▶︎
ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

▶︎
Film gasy IZA NO DISO 4 Complet

▶︎
Fifonana BÔROBÔROKO FIAINANA

▶︎
HIRA KATOLIKA Inty aho ry Jesoa (It's Nathie)

▶︎
Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

▶︎
Matoa gny olo mifiopioka JMJ MADA 9 (Tanora Toliara)

▶︎
vavaka hariva katolika

▶︎
Avia ry Fanahy Masina ô HIRA KATOLIKA It's Nathie

▶︎
Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

▶︎
Tompo ô! mangovitra ny vava

▶︎
MITOERA ETO AMIKO RY JESOA BE FITIAVANA / CHORALE ANTSAN' NY TRINITE MASINA

▶︎
