Jesosy ô - Felana Rasolondraibe

Jesosy ô Aiza ianao Mangidy izao Faingàna malaky ianao Sitrano aho Tompo hitanao ve Ny ratrako Tiako mba hitsahatra e Ny adiko Mamy ny kasikao Hery mampitony no ao Maivana avy hatrany aho Raha tendren’ny tananao Tompo ô atsaharonao Ty samboaravoara ity Toy ilay efa nataonao Toneo ny rano maria Mamy ny kasikao Hery mampitony no ao Maivana avy hatrany aho Raha tendren’ny tananao