Voavonjy
Miposaka izao Maraina vaovao Endrey Voavonjy aho e Nosintoninao Avy amin’ny lalina aho Endrey Voavonjy aho e Jamba aho no nahiratrao Nokasihinao Dia mahita izao Rava aho no nareninao Natsanganao Dia mijoro izao Fiderana eram-panahy No mameno ahy Raiso feno ho anao Ny hajanao mandoro ahy Manavotra ahy Afaka aho Lasa dify any Ny ririnin’ny tomany Endrey Voavonjy aho e Voninkazo maro No mameno ny tany Endrey Voavonjy aho e Jamba aho no nahiratrao Nokasihinao Dia mahita izao Rava aho no nareninao Natsanganao Dia mijoro izao Fiderana eram-panahy No mameno ahy Raiso feno ho anao Ny hajanao mandoro ahy Manavotra ahy Afaka aho

▶︎
Salamo 139 - Felana sy Rija Rasolondraibe

▶︎
Jesosy ô - Felana Rasolondraibe

▶︎
Healing Echoes - I Am Enough. This song tells us that we are worthy, loved & stronger than the past.

▶︎
JESOSY IHANY

▶︎
L’INVITE DU JOUR MIVANTANA : Rivo RAKOTOVAO Filoha Nasionalin'ny HVM , RAHARAHA MAFANA ETO MADA ...

▶︎
BODYBUILDERS Laughed at Him Again… Until Anatoly Was ATTACKED 😱💪🧹 | Gym Prank GONE Wild

▶︎
Unbelievable Smart Worker & Hilarious Fails | Construction Compilation #1 #adamrose #smartworkers

▶︎
NERVOUS 12-Year-Old Who Can Sing Without Opening Her Mouth Earns Mel B's GOLDEN BUZZER!

▶︎
🎼🎧🙏MEDLEY FIDERANA GOSPEL ÉVANGÉLIQUE EDITION 10(TGC-GMMC-JAWS BAND-SINGERS OF JESUS-TANORA IN FAITH

▶︎
A HEART RENTING PROPHECY FOR EUROPE. The Seamless robe of Christ is torn!. Fr. James Manjackal MSFS

▶︎
Tenin'ny fiainana | Tratry ny mazava | Hira Fiderana Malagasy

▶︎
Felana R. - Hallelujah

▶︎
Eto aho - Bodo & Mirado - Palais des sports 23 Novembre 2025

▶︎
DON DRESAKA 05 JUILLET 2026 BY TV PLUS MADAGASCAR

▶︎
Izay Vonona No Mandeha | Rija Rasolondraibe OFFICIEL

▶︎
Ta main - Felana R.

▶︎
WINDOW WORSHIP SESSION avec Toky Narindra

▶︎
They Didn't Like Her Look, But Then She Sang Like a Star! 🤩

▶︎
Adonai | christliches Lied | Anbetung Worship (El Shaddai, El Elyon) orientalisch inspirierte Musik

▶︎
