Diso - Felana Rasolondraibe
‘Zaho no diso famindra Manao zay ratsy indrindra Ianao no nosaziana Kapohina mangina ‘Zaho no nanao ny ditra Ota tsy mety ritra Ianao no ampahoriana Misotro rano tsy tiana ‘Zaho no lay tia mandratra ‘Zaho lay tsy mba miantra F’ianao no ankahalaina Nalaina hatramin’ny aina ‘Zaho lay mpamaly faty ‘Zaho lay tia adiady D’ianao no asian-dratsy Ianao no natao maty Nisolo ahy ianao Nividy ahy ianao Nijaly ho ahy ianao Nandoa ny lafo ianao Jesosy ô mafy izao Hoe nohomboina ianao Mba ho velona aho Jesosy ô Niala ny ainao Mba tsy ho faty aho Diso aho e…

▶︎
mpitoharara (Zanany tokôtry)

▶︎
DON DRESAKA 05 JUILLET 2026 BY TV PLUS MADAGASCAR

▶︎
Killen. - EFM interlude

▶︎
Felana Rasolondraibe - Fanahy Masina

▶︎
JESOSY IHANY

▶︎
MHAKURE! (ZIMBABWEAN MOVIE SEASON 1)

▶︎
Salamo 139 - Felana sy Rija Rasolondraibe

▶︎
Daarom min ek so my Jesus (Official Music Video)

▶︎
Le Canal des Pangalanes

▶︎
🎼🎧🙏 MEDLEY FIDERANA SY FIANKOHOFANA 2026 (15EME EDITION) SPECIAL ROJO NY AVO AND FEATURING FRIENDS

▶︎
They Didn't Like Her Look, But Then She Sang Like a Star! 🤩

▶︎
Tokim-panompoana - Ampifitia

▶︎
Hain'ny Tompo - Pasteur Jocelin (lyrics)

▶︎
AKRIFA Vonjeo Ft Asaph

▶︎
The French Do Not Care About Work

▶︎
Fanatitra & Tarika Vonjy

▶︎
🎼🎧🙏MEDLEY HIRA FIDERANA meilleurs Slow évangélique 2023 (EDITION 1) (PEPE SHINE-RIJA RASOLONDR-JDAF)

▶︎
Riana Nel - Hou Die Hemel Oop

▶︎
