Ô ry Jesoa Kristy Tompo ô, harahiko ianao n'aiza n'aiza_Hira Katolika Malagasy
Welcome to our YouTube channel dedicated to Malagasy Catholic music! We are delighted to share with you an inspiring collection of religious songs from Madagascar. Our channel is here to offer you a connection to your spiritual heritage. Bienvenue sur notre chaîne YouTube dédiée à la musique Catholique Malagasy ! Nous sommes ravis de partager avec vous une collection inspirante de chansons religieuses en provenance de Madagascar. Notre chaîne est là pour vous offrir un lien avec votre héritage spirituel. #HiraKatolikaMalagasy #HiraKatolikaMalagasy #hirakatolikamalagasy Ô ry Jesoa Kristy Tompo ô, ) Harahiko ianao n'aiza n'aiza. ) (indroa) 1 Tianao ve ny ho mpianatro? Tsy ny vola aman-karena e No mba tanjona tratrariko. 2 Tianao ve ny ho mpianatro? Raiso ny hazo fijaliana e, Dia izory izay nodiaviko. 3 Tianao ve ny ho mpianatro? Tiavo toy ny iray tam-po e Ny olombelona notiaviko. 4 Tianao ve ny ho mpianatro? Tsy hotompoina fa hanompo e: Izay no tarigetram-piainako. 5 Tianao ve ny ho mpianatro? Amin'ny olo-maminao e, Izaho no ataovy faratampony. 6 Tianao ve ny ho mpianatro? Hoentiko any an-tranon-dRaiko e 'Reo nizaka ny fiainako. 7 Tianao ve ny ho mpianatro? ) Tena hanim-pitoloha e ) (indroa) No haroson'ilay Dadako. ) Ankalazao ny Tompo

Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

Tompo ô mangovitra ny vava / Tsy mendrika izahay

ATAOKO AHOANA NY FITIAVAKO

Finoana tsy arahin'asa (Na zovy na zovy malaza mivavaka)

Miara dalana -Vetson kira

Ô ry Tompo tia anay_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

Izaho no Mofon'ny fiainana_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

O ry alina tomaratra soa EXULTET (HIRA KATOLIKA) It's Nathie

Henoy tsara anaka par APL Madagascar

FIHIRANA FANAMPINY Vol.02 (Avy ny Maraina - Full Album Audio)

Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

Ry Zaza mpiodina mba miverena (FFPM 409)

Tompo ô! mangovitra ny vava

Je suis Catholique Chorale NDPS Ampanefena

Ô, ry alina tomaratra soa - Hira Katolika (exultet) Tonony sy feo (ANKALAZAO NY TOMPO)

injao fa miantso ahy

ANTSAN KIRA FIDERANA 'V H F GROUPE'

Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

Miantso anao _Hira katolika (Odet & Valerie)

