FOINY MANONTOLO IZAO TONTOLO IZAO / Chorale Feon'antsiva
👉 • ANTSON' ANDRIAMANITRA NY HO RELIJIOZY Foiny manontolo Foiny manontolo izao tontolo izao, Ka i Jesoa Tompo no narahiny 1- Ray aman-dreny niteraka azy e! Zoky sy zandry nihantahantana e! Indro nilaozany ho an’i Jesoa E, e, tena marina 2- ‘Lay tanindrazana niaviany Nahatamana, nankamamìny Indro nilaozany ho an’i Jesoa E, e, tena marina 3- Reo havan-tiana sy ireo sakaiza Miara-mifaly hatrany hatrany Indro nilaozany ho an’i Jesoa E, e, tena marina

▶︎
Ombao vavaka izahay e

▶︎
Inty aho, Jesoa - HIRA KATOLIKA

▶︎
❌NAMPIAKA-PEO I Pr JEAN LUC NAMALY AN'I SITENY NANOLOANA NY VAVA NATAONY🚫❗

▶︎
VITA NY MOMBA SITENY , ESORINA TSY HO PAN I SITENY RAHA TSY FAHOTANA ( Nouveauté gasy 2026 )

▶︎
Vavaka maraina - Katolika Malagasy

▶︎
Tsy ny ahiahin'izao tontolo izao_Ankalazao ny Tompo_Hira Katolika Malagasy

▶︎
hira fisaorana katolika en medley

▶︎
Ary izao tontolo izao

▶︎
Io lay antso, tianao ho soratana mazava, P. Jonah sj

▶︎
FA TSY HOE Mgr Jean Paul RANDRIAMANANA/Ankalazao Ny Tompo

▶︎
HENIKY NY FAHASOAVANA A/C Nirina sy MamisoaChorale VOIX DU CARMEL

▶︎
Ato amiko ny Fanahy, ny Fanahin'ny Tompo (Hira Katolika Malagasy)

▶︎
Litania ny Olomasina 🙏

▶︎
Miantso Anao 'zahay, ry Tompo, fa mitady ny Fanahy_Hira Katolika Malagasy

▶︎
Any ambanivohitra any

▶︎
Fañahy maha iraika_Vetson'i Fianara_Hira Katolika Malagasy

▶︎
Injay fa miantso ahy, ny feon'ny fitiavana IT'S NATHIE (Hira Katolika)

▶︎
Tompo Andriamanitray ô ! avia atreho izahay_Litania_Hira Katolika Malagasy

▶︎
MAHAIZA ARY MANKASITRAKA IZAY REHETRA NATAONY ANAO/Tonony sy feony: Jaonah HERIMALALA S.J. HAGA

▶︎
